Litera F
Fanakambana: (kambana) a : Fomba entina manakambana.
tohiny
Fanakambanana: (kambana) a: Fanambarana; fampiraisana.
tohiny
Fanakamoana: a. : Fanaovana izay hahatonga kamo.
tohiny
Fanakamoserana: (kamositra) a : Fandoahana amin'ny kamositra.
tohiny
Fanakamositra: (kamositra) a. : Fomba entina manakamositra na mandoaka amin'ny kamositra.
tohiny
Fanakanana: (sakana) a. : Tsy famelana handeha, fandrarana.
tohiny
Fanakangana: (akanga) a. : Fampianarana hafetsen-dratsy.
tohiny
Fanakanjoana: (akanjo) a. : Fa-n omezana aluni o.
tohiny
Fanakantsana: (kantsana) a : Fomba entina manakantsana, manapaka tanteraka amin'ny zava-maranitra.
tohiny
Fanakantsanana: (kantsana) a.: Fanapahana tanteraka amin' ny antsy maranitra.
tohiny
Fanakaonana: (kaona) a. : Fampifanatonana, fampiadiana.
tohiny
Fanakarainkona: (karainkona) a : Fomba entina manakarainkona, mampivonkina sy manaketrona.
tohiny
Fanakarainkonana: (karainkono) a. : Fampivonkenana sY fanaketronana.
tohiny
Fanakarama: (karama) a. Fomba entina manakarama, manamby olona manao asa ho an'ny tena.
tohiny