Litera F
Faharatsiana: (ratsy) a. : Toetran'ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka : Diso indray mandeha ue izy dia…tohiny
Faharazana: (razana) p.mt Hatram?n' ny andro niainan' ny razana Fomba nentimpaharazana.
tohiny
Faharazodrazoka: (razodrazoka) a. : Fahosaosana, hareradrerahana.
tohiny
Faharenesana: (re) a. : Ireo fandrenesana dimy (jar. Fandrenesana).
tohiny
Faharoa: (roa) p. l.: Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny fevrier no vo-(ana faharoa amin'ny taona,…tohiny
Faharokoroko: (rokoroko) a. : Toetran'ny zavatra marokoroko, maraorao.
tohiny
Fahasalamana: (salama) a : Toetran'ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin'ny…tohiny
Fahasanganehana: (sanganehana) a. : Firoahana, fisalasalana tsy mahita izay hofidina.
tohiny
Fahasitranana: (sitrana) a. : Fanaretana, fialan' ny aretina.
tohiny
Fahasoavana: (son) a. : Fitahiana, soa lehibe : Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty…tohiny
Fahasorisorena: (sorisory) a. : Fahasosorana, fahadisadisana, fahadikidikiana.
tohiny
Fahatahorana: (tahotra) a. : Tahotra olona na zavatra : Ny fahatahorana an'Andriamanitra no uoaloham pahendrena. tohiny
Fahatelo: p.l. : Mitana ny laharana manaraka ny faharoa : Alarobia ny andro fahatelo amin'ny herinandro. ? a.…tohiny
Fahatelobe: a. : Laharana fahatelo amin'ny sikidy. ? H.o, : Havana mpandroba, izany hoe tsy mikendry afa-tsy ny…tohiny
Fahatelon-tanana: a. : Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny…tohiny
Fahatezerana: (tezitra) a. : Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy…tohiny
Fahatokiana: (toky) a. : Fanantenàna lehibe, hasahiana : Mandroso amim-pahatokiana hamely ny fahavalo ny miaramila.…tohiny