Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanafànana: (afana) a. : Fanadiovana, fanalavitana ny ratsy. tohiny
Fanafarana: (hafatra) a. : Fampanaovana zavatra olona Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona…tohiny
Fanafatra: (hafatra) a : Fomba enti-manafatra. 1 p.t. : Azo hafarana. tohiny
Fanafenana: (afina) a. : Fametrahana zavatra amin'ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho…tohiny
Fanafiana: (tafy) a. : Fanomezana akanjo, fitafiana : Ny fanafiana an' io zaza io no hanahirana ahy, fa ny momba…tohiny
Fanafihana: (tafika) a. : Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika. tohiny
Fanafika: (tafika) a. : Fomba entina manafika tany na olona. 1 p. t, : Azo tafihina. tohiny
Fanafintohina: (tafintohina) a.: Fomba entina manafintohina, manao izay hahatezitra. tohiny
Fanafintohinana: (tafintohina) a. : Antony mahatezitra. ? Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao…tohiny
Fanafitafiana: (tafitafy) a. : Famohana sasaka ny varavarana. tohiny
Fanafitafy: (tafitafy) a. : Fomba entina manafitafy, mamoha sasaka ny varavarana. tohiny
Fanafo: (tafo) a. : Fomba entina manafo, mametraka tafo. 1 p. t. : Azo tafoana. tohiny
Fanafoana: (tafo) a. : Fametrahana tafo. tohiny
Fanafody: (fanafana ody) a. : Zavatra entina hanasitranana aretina, na sotroina, na ahosotra, na atsindrona, na…tohiny
Fanafohezana: (fohy) a. : Fanaovana ho fohy : Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana. 1 Filazan-javatra…tohiny
Fanafokana: (foka) a. : Fanesoesoana, fanazimbazimbana. tohiny
Fanafomporana: (fompotra) a. : Fandaniana, atao majifa indray mihelatra. tohiny
Fanaforana: (safotra) a. : Fanatoranana, fanaovana izay hahasafotra, fanjenjenana. tohiny
Fanafotra: (safotra) a. : Fomba entina manafotra, manatorana, manjenjina, tohiny
Fanafy: (tafy) a. : Fomba entina manafy, manome lamba na akanjo hitafiana. 1 p.t. Azo tafiana, tokony hotafiana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148