Litera F
Fanabontsinana: (bontsina) a. Famp?zihirana, famporisihana hanao ratsy.
tohiny
Fanabony: (abony) a. : Fomba entina manabony na mambosy, matn?taka olona amin' ny tambitambY, manolikoly,
tohiny
Fanaborahana: na Famborahana (boraka) a. : Famahana izay mifatotra na mifono Famborahana ny entana. ? H.o. : Filazana…tohiny
Fanaborarahana: (boraraka) a.:Fandrarahana rano, ka atao mitosaka sy mitobaka be.
tohiny
Fanaboretahana: (boretaka) a.: Fampipetrahana hiboretaka, hitsotra amin' ny tany.
tohiny
Fanaboriboriana: (boribory) a. : Fanaovana ho boribory tsy misy zoronjorony na motiny mihoatra etsy sy eroa.
tohiny
Fanaboridanana: (boridana) a, : Fanalana ny fitafiana eny ankoditry ny olona iray.
tohiny
Fanaboroahana: (boroaka) a. : Fandoahana haninteraka eo an-daniny roa, fangorobahana.
tohiny
Fanaborosiana: (borosy) a. : Famaohana na famaf ana amin' ny borosy.
tohiny
Fanaborotsahana: (borotsaka) a. : Famelana hitambotsotra, hikorotsaka.
tohiny
Fanabosesehana: (bosesika) a. : Fanomezana, famahanana be dia be; fanesehana, fampilerana.
tohiny
Fanabosiana: (abosy) a. : Famitahana olona amin'ny teny mamy na tambitamby. ΒΆ M. h. : Fanaboniana, fandrisihana,…tohiny
Fanabosy: (abosy) a. : Fomba entina manabosy, na manolikoly, mamitaka olona amin'ny teny mamy na tambitamby. tohiny
Fanabotetahana: (botetaka) a.: Fametrahana zavatra hibotetaka amin'ny fanambaniny, fampipetrahana amin'ny tany; fampietrena.…tohiny
Fanabotriana: (botry) a. : Fanaovana izay hampahantra.
tohiny
Fanadala: (adala) a. : Fomba entina manadala, milalao olona. ? Fandrebireby, fanao kilalao : Ataon'ny olona fanadala…tohiny
Fanadalana: (adala) a. : Filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin'ny alalan'ny fangolingolena…tohiny
Fanadanadanana: (adana) a. : Famohana tanteraka, fanokafana manontolo.
tohiny
Fanadanganana: (dangana) a. : Fanondrotana ambony, fanaovana amin' ny toerana ambony ho hita tsara. ? Fampakarana avo…tohiny
Fanadarabohana: (daraboka) a.: Fanjerana mafy amin' ny tany.
tohiny