Litera F
Famozafoza: (fozafoza) a. : Fa-m orip oretana.
tohiny
Famozezehana: (vozezika) a. : Fanavovonana, fanavosana zavatra befahatany.
tohiny
Famozezika: (uozezika) a. : Fomba entina mamozezika, manavovona, manavosa zavatra befahatanY.
tohiny
Famozezy: (uozezy) a. : Toetran'ny olona na biby mamozezy, izany hoe mahery miteraka; fahereza-miteraka.
tohiny
Famozonana: (vozona) a. : Fanerena, fanaovana an-terisetra, an-terivozona.
tohiny
Fampakarana: Fampakarambady (akatra) a. : Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady.…tohiny
Fampana: a. : Tevana, hady. - F,-p, : Mihoa-pampana, diso fampana, tsy omby tom-Pana : mihoatra ny mety, izaitsizy,…tohiny
Fampangatsiahana: (hatsiaka) a. : Asa atao mba hampangatsiaka; fitaovana entina hampangatsiaka.
tohiny
Fampanjanahana: (zanaka) a :Fampisamboram-bola misy zanany, fanaovana petra-bola misy zanany.
tohiny
Fampanonona: a : Filazan-javatra amin' ny teny fohy na-tao hovinanina, oh. : Tanora banga, antitra uao boribory (uolana).…tohiny
Fampianarana: (anatra) 0.: Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana…tohiny
Fampianatra: (anatra) a,: Fomba entina mampianatra. ? p, t.: Azo ampianarina,
tohiny
Fampifilafilana: (filafila) a. : Fampitambazanana.
tohiny
Fampihavanana: (hauana) a : Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha.
tohiny
Fampinomana: (inona) a. : Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka.
tohiny
Fampisorona: a. : Ody ahosotra na ampisotroina ny biby nampiadina (ombalahy, akoholahy) mba hahatonga azy hahery…tohiny