Litera F
Famoronana: (forona) a. : Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanan : Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny…tohiny
Famorotana: (rotana) a. : Toetran'ny kibo be mandroso midina.
tohiny
Famorotsahana: (forotsaka)a. : Fanaovana zavatra tsy am-piheverana, mirotoroto.
tohiny
Famorotsaka: (porotsaka) a. : Fomba entina mamorotsaka, mirotoroto, manao tsY arnpiheverana.
tohiny
Famorovoro: (vorovoro) a. : Fomba entina mamorovoro, manakorontana, manasafotofoto.
tohiny
Famorovoroana: (vorovoro) a.: Fanakorontanana, fanasafotofotoana.
tohiny
Famosaviana: (mosavy) a. : Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin'ny p oizina.
tohiny
Famoserana: (fositra) a. : Fandoahana, fandilorana hazo ao anatin'ny hazo iray hafa mba hiteraka af o.
tohiny
Famosirana: (vositra) a. : Fanalana izay organa mampiteraka.
tohiny
Famosorana: (uosotra) a. : Famazivaziana, fananihaniana, fanarabiana.
tohiny
Famotaka: (fotaka) a. : Fifangaroana, fifanjevoana tsy ahitana ny ahy sy ny azy. - t.i.f. : Mifamotaka,fifamotahana.…tohiny
Famotehana: Fanapotehana (potika) a. : Fanamontsamontsanana, fanorotoroana, fanotohotoana.
tohiny
Famoterana: (fotitra) a. : Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony ha-tao…tohiny
Famotetahana: (fotetaka) a : Fanasolitihana.
tohiny
Famotoanana: (fotoana) a. : Fanomezana fotoana olona.
tohiny