Litera F
Famonto: a. : Tsodrano, fanambinana : Hoy ny mpitsitsika mamarana ny fomba atao rehefa milefona omby : Izay mitady…tohiny
Famontosana: (uonto) a. : Fanabobohana.
tohiny
Famoraborana: (borabora) a. : Famehezana na famatorana migoragora na malemy.
tohiny
Famorahana: (voraka) a. : Famahana, famoahana avy ao anaty zavatra; fampisehoana izay ao anaty.
tohiny
Famoraka: (voraka) a. : Fomba entina mamoraka, marna-ha, mamoaka avy ao anaty, mampiseho izay ao anaty. ? p.t.…tohiny
Famoravora: (uoravora) a. : Fomba entina mamoravora, manaborabora, manageragera.
tohiny
Famoravorana: (uorauora) a. : Fanaboraborana, fanageragerana; fanasafotofotoana, fanasavorovoroana.
tohiny
Famorehana: (vorika) a. : Famosaviana amin' ny ody ; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary.
tohiny
Famorenana: (vorina) a. : Fangoronana kofehy ho vita kibory.
tohiny
Famoretahana: (foretaka) a. : Fanasiana fotaka mifetaka; fanasolitihana.
tohiny
Famoretana: (foritra) a. : Fampileferana, fampiketronana.
tohiny
Famoretana: (foritra) a. : Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana.
tohiny
Famoriana: (uory) a. : Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana : Famorian'ny ben'ny…tohiny
Famorika: (uorika) a. : Fomba entina mamorika, mamosavy amin'ny sakafo. ? p.t. : Azo vorehina.
tohiny
Famorina: (vorina) a. : Fomba entina mamorina, mangorona kofehy ho vita kibory. ? p. t.: Azo avorina, ahorona…tohiny
Famorivoriana: (vory) a. : Fandroadroatana.
tohiny