Litera F
Famongika: (vongika) a. : Fomba entina mamongika, mamesatra, mampitondra entamavesatra. 1 p,t. : Azo vongehina,…tohiny
Famongitrika: (vongitrika) a. : Fomba entina mamongitrika, mampivandravandra (ny maso) toy ny hamono,
tohiny
Famongorana: (fongotra) a. : Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara.
tohiny
Famongovongo: (vongovongo) a. : Fomba entina mamongovongo, manao anentana.
tohiny
Famongovongoana: (vongovongo) a. : Fanaovana anentana.
tohiny
Famonjafonjana: (fonjafonjo) a : Fandraidraisana dia fanapolipolesana, famenjafenjana.
tohiny
Famonjena: (vonjy) a : Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza : Noho ny famonjendRakoto no tsy nahafaty andrano…tohiny
Famonkenana: (uonkina) a. : Famoretana,
tohiny
Famonoana: (vono) a. : Fikapohana, fanalana ny aine : Famonoana olona mihitsy izany ! ? Fanafoanana, fikosehana…tohiny
Famonodindo: a : Fandroahana lolo na matoatoa amin' ny fanipazana vakin-tavoahangy na voan-tsaramaso na katsaka.…tohiny
Famononana: (uonona) a. : Fanomanana mialoha; fanangonana.
tohiny
Famonosana: (fono) a. : Fandrakofana, fanafenana.
tohiny
Famonototozy: a. : Karazan-javamaniry (Rhodocadon Madagascariensis).
tohiny
Famonta: na Samonta (Ski) a. : Fisondrotan' ny ranomasina be indrindra amin' ny tsinambolana sy ny fenomanana.…tohiny
Famontirika: (uontirika) a. . Fomba entina mamontirika, mampivandravandra ny maso toa hivoaka ny taola-maso mihitsy.…tohiny