Litera F
Famolimbolina: (volimbolina) a. : Fomba entina mamolimbolina, manao ho volimbolina.
tohiny
Famolivoliana: (voly) a : Fiai-ana toa zavatra manaingotsaingoka izaitratra eran'ny rantsambatana.
tohiny
Famolivoly: (voly) o. : Toetran'ny tena mamolivoly, mandre man ajngotsaingoka eran'ny tena.
tohiny
Famolo: (volo) a : Fomba entina mamolo, manala na manongotra ny volo amin'ny tenan'ny vorona vonoina. 1 p. t.:…tohiny
Famoloana: a. : Tokotany namboarina sy nolalorina tain'omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy. (Noho ny…tohiny
Famolonana: (folono) a. : Fanaboriana.
tohiny
Famolosana: (volo) a : Fanalana na fanongotana ny volo amin'ny tenan'ny vorona vonoina : Maharitra eia ny famolosana…tohiny
Famonaponahana: (fonaka) a : Fanatrotrahana, famizanana,
tohiny
Famondrahana: (uondraka) a. : Fanatavezana, famahazana.
tohiny
Famondraka: (vondraka) a. : Fomba entina mamondraka, manatavy, mamaha. ? p. t. : Azo vondrahina, hatavezina.
tohiny
Famondranana: (fondrana) a, : Fandokoana.
tohiny
Famongadiana: (vongady) a. : Fividianana mitambatra; fanavosàna, fanaovana antontany.
tohiny
Famongady: (vongady) a. : Fomba entina mamongady, mividy mitambatra, ambongadiny. ? p, t, : Azo avongady.
tohiny
Famongana: (vongana) a : Fomba entina mamongana, mandidy (zavatra) ka atao didiny lehibe. 1 p.t. : Azo vonganina.…tohiny
Famonganana: (vongana) a. : Fandidiana (zavatra) ka atao didiny lehibe.
tohiny
Famonganana: (fongana) a, : Fandravana tanteraka, fandevonana ; fandaniana.
tohiny
Famongarana: (fongatra) a. : Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina.
tohiny
Famongehana: (vongika) a. : Famesarana, fanasiana entamavesatra eo ambony..., eo amin'ny...
tohiny