Litera F
Famisahana: (fisaka) a : Fanaovana izay hahafisaka.
tohiny
Famisavisa: (visavisa) o, : Fomba entina mamisavisa, milaza na mitanisa tsirairay. ? P. t, : Azo visavisaina.
tohiny
Famisavisana: (visauisa) a : Fitanisanisàna; filazalazana hatramin'izay antsipiriany madinika; famohafohazana ny lasa.…tohiny
Famitahana: (fitaka) a. : Fandaingana, tsy filazana ny marina; fanambakana; hafetsena.
tohiny
Famitana: (vita) a. : Fanatanterahana, fanatontosàna, fanaperana, fanaovana hatramin'ny farany, famaranana.
tohiny
Famitranana: (vitrana) a. : Fanjairana (zavatra roa mba hitambatra ho iray); fampirindràna (fihavanana).
tohiny
Famitsahana: (fitsaka) a : Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin'ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin'ny…tohiny
Famitsiana: na Fanavitsiana (vitsy) a. : Fampihenana isa.
tohiny
Famitsohana: (fitsoha) a. : Famelezana, fandaniana, fangalarana. 1 Fanaovana asa tsara, fatratra.
tohiny
Famivitana: (vivitra) a. : Fandraisana amin' ny sisiny na a-min' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana;…tohiny
Famivitra: (vivitra) a. : Fomba entina mamivitra, mandray amin'ny sisinY na ilany kely. * p. t. : Azo vivitina.…tohiny
Famizanana: (vizana) a. : Fanasarana; fandrerahana.
tohiny
Famizatana: (vizatra) a. : Fitenenana (olona) miriadriatra.
tohiny
Famizatra: (vizatra) a. : Fomba entina mamizatra, mitenY (olona) miriadriatra. ? p. t. : A-zo vizatina.
tohiny
Famizaviza: (oizauiza) a.: Fomba entina mamizaviza. ? p. t. : Azovizavizaina,
tohiny
Famizavizana: (uizauiza) a.: Fanaovana tsinontsinona, famingavingàna.
tohiny