Litera F
Famingafingana: (fingafinga) a : Fanerena hamindra manao dingam-pohy matetitetika.
tohiny
Faminganana: (fingana) a : Fandavoana amin'ny tongotra izay alefa mba hifanena amin'ny tongotry ny hafa mihazakazaka…tohiny
Famingavinga: (vingavinga) a. : Fomba entina mamingavinga, manivaiva, manambàny. p.t.: Azovingavingaina.
tohiny
Famingavingana: (vingavinga) a, : Fanivaivàna, fanambaniana, fanamavoana, tsy fanajana.
tohiny
Famingitana: (oingitra) a. : Fitondrana zavatra amin'ny Io-ha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondrana…tohiny
Famingitra: (vingitra) a : Fomba entina mamingitra, mitondra zavatra amin'ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny…tohiny
Famingivingiana: (vingy) a. : Fitondrana amin'ny tendrontanana / fardratsiràna.
tohiny
Famingivingy: (vingy) a.: Fomba entina mamingivingy, mi-tondra amin'ny tendron-tanana. ? p.t. : Azo vingivingfna.…tohiny
Famingorana: (fingotra) a.: Fanaovana amparapaingo, faminganana.
tohiny
Famingotra: (fingotra) a. : Fomba entina mamingotra, manao amparapaingo, mamingana. ? p,t. : Azo fingorana.
tohiny
Faminjifinjiana: (finjifinjy) a. : Fampijaliana, fampihararetana.
tohiny
Famintanana: (fintana) a, : Fakana trondro amin'ny fintana, fanjonoana.
tohiny
Famintinana: (fintina) a. : Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin'ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony. tohiny
Famirana: (fitra) a. : Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin'ny vorodamba, taratasy...
tohiny
Famirapiratana: (firatra) a. : Fanjopiaka, fanjelanjelatra.
tohiny
Famirapiratra: (firatra) a : Toetran'ny zavatra mamirapiratra, manjopiaka, manjelanjelatra.
tohiny
Famiravira: (viravira) a : Fomba entina mamiravira, mandrairay befahatany, mamozafoza, mandrirodrirotra. ? p. t.…tohiny
Famiravirana: (viravira) a : Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra : Nampangoraka ny famiraviran'ilay renikeliny…tohiny