Litera F
Fametrehana: (fetrika) a. : Famelezana totohondry.
tohiny
Fametsahana: (fetsaka) a.: Fandravana, fanonganana hianjera, famelezana mandrivorivo.
tohiny
Fametsaka: (fetsaka) a. : Fomba entina mametsaka, mandrava, manongana manjera, mamely mandrivorivo.
tohiny
Fametsapetsa: (petsapetsa) a. : Fomba entina mametsapetsa, mamonto rano, manaboboka.
tohiny
Fametsapetsana: (petsapetsa) a. : Famontosana rano, fanabobohana, fanakotsana.
tohiny
Fametsivetsena: a. : Ody mana-me fahaiza-miteny na mihira mba hanangolingolena olona.
tohiny
Fametsovetso: na Fivetsovetso (vetsouetso) a. : Fomban'ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa…tohiny
Fametsovetsoana: na Fivetsovetsoana (vetsouetso) a. : Fitanisanisàna lazain'ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany;…tohiny
Famezarana: (vezatra) a : Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin'ny fandroritana mafy ny vavany.
tohiny
Famezatra: (vezatra) a. : Fomba entina mamezatra, manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany.…tohiny
Famezivezena: (vezivezy) a. Fampitotototoàna ats? sy a-r?.
tohiny
Famezivezy: (vezivezy) a Fomba entina mamezivezy, mampandeha na mitondra ate? sy ar3,
tohiny
Famezovezo: (vezovezo) a. Fomba entina mamezovezo, mila vaniny. ? p.t. : Azo vezovezoina.
tohiny
Famezovezoana: (vezovezo) a.: Filàna ady, filàna vaniny.
tohiny
Famiaka: Fanapiaka (pioka)a.: Fomba entina mamiaka, manapiaka, manapaka zavatra ka misy feo heno.
tohiny
Famihinana: (fihina) a. : Fitazonana ao anaty sandry anankiroa, fangiazana.
tohiny
Famihirana: (fihitra) a. : Fitazonana mafy amui' -iavatra famikirana, na fitanana hevitra iray amim-pikiribibiana.…tohiny