Litera F
Famelana: (vela) a. : Fanajanonana, fandaozana : Eto no famelana ny fahazaran-dratsy rehetra raha te handroso…tohiny
Famelapelarana: (pelapelatra) a : Fanasiana, famelezana tehamaina.
tohiny
Famelapelatra: (pelapelatra) a. : Fomba entina mamelapelatra, manisy tehamaina. 1 p, t.: Mendrika na tokony hasiana…tohiny
Famelezana: (vely) a. : Fikapohana; fampitondrana faisana na fahavoazana / fandevilevena / fanaratsiana / fanoherana.…tohiny
Famelomana: (velona) a. : Fanomezana aina indray : Famelomana ny mata. ~ Fiahiana, fikarakarana : Adidinao na famelomana…tohiny
Famelona: a. : Karazan-kazo tsara volo atao haingon-drafitra, izay atao hoe koa Raiheka. Ny famelona dia nampiasaina…tohiny
Famelondindo: a. : Fampahatsiahivana ny zavatra natao, indrindra ny levenam-bola. ~ Karazam-bahy.
tohiny
Famenavena: (venavena) a. : Fomba entina mamenavena, manokatra mitanatana.
tohiny
Famendrampendrana: (pendrampendrana) a.: Ny taratry ny hazavana marnono maso.
tohiny
Famendrana: (uendrana) a. Fomba entina mamendrana, manokatra na mamadika ny hodimaso.
tohiny
Famendranana: (vendrana) a. : Fanokafana, famadihana ny h odimaso ; famerahana roa.
tohiny
Famendrivendrena: (vendrioendry) a. : Fampivezivezena tsY misy antony; famitahana.
tohiny
Famendrivendry: (vendrivendry) a. : Fomba entina mamendrivendry, mamitaka, mampivezivezy tsy misy antony.
tohiny
Famendrofendroana: (fendrofendro) a : Fampitomboana alahelo, fampitomaniana, fanaovana izay hampifararemotra.
tohiny
Fameno: (feno) a. : Izay entimameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno…tohiny
Famenoana: (feno) a. : Fanasiana; fanampiana mba ho feno, fanotorana : Ny famenoana ny siny; ny famenoana ny banga.…tohiny
Famentimpentenana: (pentimpentina) a. : Fandotoana amin'ny fanasiana pentimpentina, fanasolotehana, fanasotitehana, famandambandanana.…tohiny