Litera F
Fambara: a. : Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana : A-lohan'ny hipoahan'ny afotroa,…tohiny
Fambata: (bata) a. : Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra : Toy izao no fambata io uata…tohiny
Fambatana: (bata) a. : Fanaingana na fitondrana zava-mavesatra amin'ny tanana, (mitovY amin'ny fibatana).
tohiny
Fambeda: (beda) a. : Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny…tohiny
Fambedana: Fanabedana, Fibedana (beda) a. : Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin'ny sandry anankiroa…tohiny
Fambitsihana: (bitsika) a : Filazana zavatra moramora eo akaikin'ny sofina mba tsy ho henon'ny hafa.
tohiny
Fambolena: (vols() a : Fampaniriana (amin'ny famafazana voa na fanatsatohana taho) : Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena…tohiny
Famboly: (vola) a. : Fomba entina mamboly Toy izao no famboly katsaka. ~ p.t. : A-zo ambolena : Haxo tsy famboly,…tohiny
Fambombana: (mbomba) a, Fandrakofana, fanaronana.
tohiny
Fambonoka: (bonoka) a. : Fomba entina mambonoka, mandrakotra lamba mba hanafanana. 1 p,t. : Azo bonohina, azo rakofana…tohiny
Fambosiana: (ambosy) a. : Fitarihana, fitaomana, famokisana.
tohiny
Fambosibosehana: (bosibosika) a, : Fihinanana haingana ara be; fiosanosanana sy fandrapadrapahana ny sakafo eo am-pihinanana.…tohiny
Fambosy: (ambosy) a. : Fomba entina mambosy na mamoky, mitaona, mitarika. ? p. t. : Azo ambosina.
tohiny
Fambotriana: (botry) a. : Fanaovana izay hahabotry, hampahantra.
tohiny
Famefehana: (fefika) a, : Fanaovana izay hahafefika, hahavaky : Anjaran'ny lehiben'ny sambo ny famefehana ny sambony…tohiny
Famefena: (fefy) a, : Fanasiana fefy, vala, zavatra miaro manodidina : Ny famefena na tanimboly ihany no tsy idiran'ny…tohiny
Famehezana: (fehy) a : Famatorana.
tohiny