Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famaton-kavana: o. : Ny hava-na akaiky. tohiny
Famatorana: (fatotra) a. : Fifehezana, fandrohizana, fanagadrana. tohiny
Famatrarana: (fatratra) a Fampidirana an-kery, fanderana, fanasesefana, fampifanizinana. tohiny
Famatsavatsa: (vatsavatsa) a. : Fomba entina mamatsavatsa, mikamenona, mikamentsona. tohiny
Famatsavatsana: (vatsavatsa) a.: Fikamenünana, fikamentsônana. tohiny
Famatsiana: (vatsy) a. : Fanomezana vatsy; fanomezana sakafo ilaina. tohiny
Famatsy: (vatsy) a. : Fomba entina mamatsy, manome vatsy, sakafo. 1 p.t. : Azo va-Laina. tohiny
Famava: (vava) a. : Fomba entina mamava na mandoaka, mambanga zavatra. tohiny
Famavana: (vaua) a. : Fandoahana, fambangana. tohiny
Famavany: a : Ny tonon'ny taolana na zavamaniry. ~ F.-p. : Olona tsy misy famavany : olona tsy metY manaiky ny…tohiny
Famavarana: (uavatra) a. : Fanatahana kely / famahàna I famosahan-kevitm amin'nY teny aloakan'ny vava. tohiny
Famavatra: (vavatra) a. : Fomba entina mamavatra, izany hoe manisy tataka kely. 1 p. t. : Azo vavàrana. tohiny
Famavy: (vavy) a. : Fomba entina mamavy, izany hoe manisy vavin-drafitra. tohiny
Famazana: (vaxana) a : Fomba entina mamazana, manaikitra mafy. tohiny
Famazanana: (vazana) a. : Fanaikerana mafy / fanerena mba hanoka-bava sY nifY. tohiny
Famazivaziana: (uazivazy) a. : Fanaovana vazivazy ; fanaovana teny tsy manome voninahitra fa toa mananihany. tohiny
Famazivazy: (uazivazy) a. : Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy. ? p.t. : Azo vazivazfna. tohiny
Famba: (Tsm) a. t Hazo misy kapoaka fanao sesika. tohiny
Fambango: na Fanabango (ban-go) a. : Fomba entina mambango na mandraotra ny vo-Io ka manambatra azY ho randrana…tohiny
Fambangoana: na Fanabangoana (bango) a. : Fandraotana ny volo sy fanambarana azy ho randrana tokana na roa na telo.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858