Litera F
Famantaranavaratra: a. : Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan'ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro…tohiny
Famantarandrivotra: a. : Zavatra ahodin'ny rivotra ka ahalalana ny hamafin'ny fitsokan'ny rivotra sy ny fiaviany, na avy…tohiny
Famantohana: (fantoha) a.: Famantsihana.
tohiny
Famantsihana: (fantsika) a : Fandraiketana amin'ny fantsika.
tohiny
Famantsy: p.t. : Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin'ny fahitana hevitra na tetika. ΒΆ M.h.…tohiny
Famarafarana: (fara, farafara) a. : Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana.
tohiny
Famaraingoana: (faraingo) a. r Fanaovana izay hifelohan' ny lohakeliny.
tohiny
Famarana: (fatra) a. : Fitaovana entina mamantatra ny fatran'ny zavatra iray : Maro ny famaran'ny Ntaolo toy ny…tohiny
Famaranana: (farana) a. : Teny atao amin'ny faran ' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza / famitana,…tohiny
Famarinana: (varina) a. : Fanosehana am-Pidinana ( fanjerana / fandefasana entam-barotra any an-tsiraka, any ampita.…tohiny
Famaritana: (faritra) o. : Fanasiana faritra, tsipika manodidfna, famalana, famerana.
tohiny
Famaritsohana: (faritsoka) a. Fikapohana amin'ny rotsakazo, kotopia, karavasy.
tohiny
Famarivary: (varivary) a. :Fomba entina mamarivary na mametaka varivarinY amin'ny tafo.
tohiny
Famasavasa: (vasavasa) a. Fomba entina mamasavasa na mamakafaka hatramin'ny antsipiriany madinika. ? p. t.: Azo…tohiny
Famasavasana: (vasauasa) a. famakafakana hatramin' ny antsipiriany madinika,
tohiny