Litera F
Famandravandra: (vandrauandra) a. : Fomba entina mamandravandra na mampivandravandra ny maso.
tohiny
Famandravandrana: (uandrauandra) a. : Fijerena amin' ny maso feno fandrahonana sy fahatezerana.
tohiny
Famandrihana: (fandrika) a. : Fakana amin'ny alalan'ny fandrika : Mora ny famandrihana ny lambo fa anoovano longoa…tohiny
Famandrotana: (fandrotra) a. : Famatorana singory.
tohiny
Famangiana: (uangy) a. : Fitsidihana / fitsapana alahelo, fanaladiana. ? Vola entina mamangy : Ohatrinona ny famangiana…tohiny
Famangitana: (fangitra) a. : Famaritana.
tohiny
Famangitra: (fangitra) a.: Fomba entina mamangitra, mamaritra; famaritra. * Ohab. : Be famangitra toa rambon'osy…tohiny
Famango: (vango) a. : Fomba entina mamango, izany hoe mamely, mikapoka, na manesokesoka, mandrapadrapaka, na…tohiny
Famangoana: (vango) a. : Famelezana, fikapohana / fanesokesohana, fandrapadrapahana,
tohiny
Famangohana: (fangoka) a : Famandrihana, fanolikolena.
tohiny
Famangotana: (fangotra) a. : Famadidirana, fanorongoronana.
tohiny
Famaniana: (amany) a. : Ny organa ahafahana mamoaka ny fivalanandrano. ? Toerana fibalanan-drano.
tohiny
Famankonana: (uankona) a. : Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin'ny alalan'ny vankona.
tohiny
Famantanana: (avantana) a. : Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily ( fandehanana…tohiny
Famantarana: (fantatra) a.:Fanambarana : Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka. ? Marika : Samy manisy famantarana…tohiny
Famantaranandro: a. : Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin'ny alalan'ny sahazanY roa (sahazabe…tohiny
Famantaranandronakoho: a. : Tsilalaon'ankizy miendrika famantaranandro nefa tsy mandeha.
tohiny