Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famakitakotra: a. : Karazan-javamaniry. tohiny
Famaky: (vaky) a. : Fomba entina mamaky. ? Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana…tohiny
Famala: (vala) a : Fomba entina mamàla, manisy vala. ? p.t.: Azovalàna tohiny
Famalàna: (vala) a. : Fanasiana vala na fefy manodidina. tohiny
Famalana: (valana) a : Fomba entina mamalana, izany hoe mampidina manaraka ny fanfandehan' ny rano, na mandiso…tohiny
Famalanana: (valana) a. : Fampivalanana. tohiny
Famalanana: (ualana) a : Fandefasana hanaraka ny rano ) fandroahana, fampihatahana lavitra ) fanasiana fandairandoko…tohiny
Famalavala: (valavala) a.: Fomba entina mamalavala, mitoraka na manakipily valavala. tohiny
Famalavalana: (valavala) a. : Fanakipilizana valavala ; famangovangoana. tohiny
Famaliana: (valy) a. : Fanomezana valiny; fanomezana (zavatra) ho setriny; fanomezana valin-teny tsy amim-panajana.…tohiny
Famalona: (valona) a : Fomba entina mamalona na mamoritra (zavatra) atao milamina tsara. ? p. t.: Azo avàlona.…tohiny
Famalonana: (valona) a. : Famoretana (zavatra) atao mi-lamina tsara. tohiny
Famalongana: (valongana) a. Fomba entina mamalongana, izany hoe mampivangongo, na mampidaboka amin'ny tany, na mivarotra…tohiny
Famaly: (valy) a. : Fomba entina mamaly. ? Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana : Aza be famaly eo ianao.…tohiny
Famamo: a. : Enti-milaza izay zavamanhy rehetra mety hampiasaina hanamamoana hazandrano. tohiny
Famanavana: (vanauana) a. Toetran'ny zavatra mivanavana, misokatra mitanatana. tohiny
Famanavanana: (vanauana) a. Fanokafana mitanatana be. tohiny
Famandirana: (uanditra) a Fampivohirana mitsoriaka lavalava, tohiny
Famanditra: (vanditra) a. Fomba entina mamanditra, mampivohitra. ? p.t.: Azo avanditra. tohiny
Famandrahana: (fandraka) a. Fandoahana amin'ny fandraka j famelezana, fanaratsiana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145