Litera F
Fiselarana: (selatra) a.; Fandalovana miserana, fisehoana mihelatra vetivety.
tohiny
Fiseliselena: na Fiseloseloana (selisely, seioselo) a.: Fandalovana na fipetrahana eo anoloan'olona mba hanelingelina…tohiny
Fiselisely: na Fiseloselo (selisely na seloselo) a.: Fomba entina miselisely na miseloselo, izany hoe mandalo na…tohiny
Fiselontselona: (selontselona) a.: Fomba entina miselontselona na mandalondalo, mivezivezy eo anoloan'olona.
tohiny
Fiselontselonana: (selontselona) a.: Fandalondalovana, fivezivezena eo anoloan'olona: Sady tsy fahalalam-pom. ba no fanelingelenana…tohiny
Fiselotselorana: (selotselotra) a.: Fisalovanana ny raharahan'ny hafa.
tohiny
Fiselotselotra: (selotselotra) a.: Fomba entina miselotselotra na misalovana ny raharahan' ny hafa.
tohiny
Fisembanana: (sembana) a.: Fandalovana miserana, fiseranana: Ny fùembanan'izany hevitra izany tao an-tsaiko no anton'ny…tohiny
Fisemporana: (sempotra) a.: Fahasemporana, fisanehaka, fiehakehaka.
tohiny
Fisempotra: (sempotra) a.: Toetran'izay misempotra na misanehaka.
tohiny
Fisendahana: (sendako) a.: Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo. 1 Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny ftsendahany…tohiny
Fisenotsenohana: (senotsenoka) a.: Fisahiranana izaitsizy, fiheninkenina.
tohiny
Fisenotsenoka: (senotsenoka) a.: Toetran'izay misenotsenoka, na misahirana fatratra, miheninkenina.
tohiny
Fisentoana: (sento) a,: Famoahan-tsento: Mety hankarary ny fisentoana matetika. ~ Fiatoana kely: Tokony hasiana…tohiny