Litera F
Fikonantitra: (konantitra, rakonantitra) a.: Fomba entina mikonantitra, na maka endrik'olona antitra.
tohiny
Fikondendenana: (kondendy) ci.: Fikarakarana ny kanonkanon-tokantrano, fisaritahana amin'ny fahandroantsakafo.
tohiny
Fikondendina: (kondendy) a.: Fomba entina mikondendina, izany hoe mikarakara ny kanonkanon-tokantrano na misaritaka…tohiny
Fikonesa: (konera) a.: Fomban' ny olona mikonesa na midaikadaika sempotsempotra no-ho ny balehibeazana.
tohiny
Fikonesana: (konesa) a.: Fidaikadaika, firisarisana somary sempotsempotxa noho ny halehibeazana,
tohiny
Fikonetahana: (konetaka) a.: Fihantahantana, fitaraindrainan-dava fa te hokarakaraina baba kokoa.
tohiny
Fikonetaka: (konetaka) a.: Fomban'ny olona mikonetaka, izany hoe mihantahanta, mitaxaindrain-dava fa te hokarakaraina.…tohiny
Fikonfesena: (konfesy) ci.: Filazana ny fahotana amin'ny pretra mba hahazoana famotsorana.
tohiny
Fikononkonona: (kononkonona) ci.: Fomba entina mikononlionona, izany hoe manafinafln-javatra, na manao zavatra an-takona.…tohiny
Fikononkononana: (kononkonona) a.: Fanafinafenana, fanakontakonana. 1 Fanaovanjavatra an-takona, an-katakonana.
tohiny
Fikopahana: (kopaka) a.: Fihetsiketsehan'ny zavatra iray izay tsofin'ny rivotra: Mahafinaritra ny mi/ery ny fikopahan'ny…tohiny
Fikopiazana: (kopia) a.: Fandikana soratra mitovy tsara amin'ny taratasy hafa, dika soratra.
tohiny
Fikopilapila: (kopilapila) a.: Fandeha mivilavila sy mitsivaka.
tohiny
Fikopilapilana: (kopiiapila) a.: Fandehanana mivflavila sy mitsivaka.
tohiny
Fikopohana: (kopoka) a.: Fikofohana, fihetsehana mahery mba hahafahana amin' ny zavatra mibeda na mamatotra ny tena.…tohiny