Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihirihiriana: (hirihiry) a.: Fihenahenana, fandavana, fanaovana ditra; di-doha. tohiny
Fihirihiry: (hirihiry) a.: Fomba entina mihirihiry, na mihenahena, manda, manao ditra. tohiny
Fihirina: (fihitra) mt.ih, (fihiro): Tazonina sy fikirina mafy. tohiny
Fihisatra: (hisatra) a.: Fomba famindra miadana tsikelikely, famindrana miadana taikelikely: Endre izany fihisatry…tohiny
Fihitika: (hitika) a.: Toetran' ny akanjo mangeja, mifaninjitra. tohiny
Fihitikitihana: (hitikitika) a.: Fandehanana na famindrana somary mirehareha kely. tohiny
Fihitikitika: (hitikitika) a.: Fomba fandeha na famindra somary mirehareha kely. tohiny
Fihitra: a.: Ahitra mantra. ~ Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny…tohiny
Fihitra: a,: Fitazonana sy famikirana amin-kiry (fer. Fikitra). - t.i.f.: Fihirina, afihitra, voafihitra, tafafihitra…tohiny
Fihitrikitrihana: (hitrikitrika) a.: Filentehana, fifantsitsirana. tohiny
Fihitrikitrika: (hitrikitrika) a.: Fomba filentika, fifantsitsitra. tohiny
Fihitso-basy: na Firitso-basy a.: Vy na hazo lavalava kely amin'ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny…tohiny
Fihitsohana: (hitsoka) a.: Filentehana amin'ny toerana iray tsy ahafahana miala. tohiny
Fihitsoka: (hitsoka) a,: Toetran'ny zavatra mihitsoka, na milentika amin'ny toerana iray tsy ahafahana miala. tohiny
Fihivingivina: (hivingivina) a,: Fomba fihifikifika. tohiny
Fihivingivinana: (hivingivina) a,: Fihifikiflhana, fihodinkodinan' (ny loha), tohiny
Fihivohana: (hivoka) a,: Fifatrarana, fifanetena, fifanizinana. tohiny
Fihivoka: (hivoka) a.: Fomba fifatratra ao amin'ny toerana iray. tohiny
Fihizina: (hizina) a,: Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin'ny toerana iray: Tsy hay lazaina…tohiny
Fihizinana: (hizina) a.: Hafenoana; fihitsohana amin'ny toerana iray. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0953