Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fahizay: p,mt. : Taloha, fahiny, hatrany hatrany. tohiny
Faho: a. : Fifangaroana, fitambaran-javatra roa tsy mitovy, ka ny iray ilaina fa ny iraY ' tsy ilaina nefa…tohiny
Fahoana: (faho) mt.?h, (fahoy) : Ampifangaroina. tohiny
Fahombiazana: (omby) a , Fandresena, fahazoana vokatra tsara, fandairan'ny fanafody. tohiny
Fahonena: (onena) a. : Fangorahana, fitserana, tse-po. tohiny
Fahoriana: (ory) a : Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina : Latsaka ao anatin'ny faho" riana izy. ? Loza, voina,…tohiny
Fahosana: (osa) a. : Halemena, tsy fahatanjahana : Tsy hita noanoa ny fahosan'ny olombelona. tohiny
Fahotana: (ota) a. : Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka, • F.-p, : (fiv. kat.) Fahotana madinika :…tohiny
Fahoviana: P.mt. : Hatry ny e-la, efa hatry ny ela be. tohiny
Fahy: a.: Fanatavezana ny biby ompiana : Tsy nataonao tsara fahy it? omby it? ka mahia. - t.i.f. : AfahY,…tohiny
Faidrantsa: (Ski) a : Karazan' akorandriaka maranitra ohatra ny homamanta ka mora tapaka raha mahavoa ny tongotra…tohiny
Faika: a. : Fipaoka, fifaohana. 6 t.i.f. : Faikaina, voafaika / mifaika, fifaika, mpifaika / ifaikana, fifaikana…tohiny
Faika: Faikany a. : Izay mijanona amin'ny zavatra iray rehefa nofiahina na nesorina ny ranony : Aza ariana…tohiny
Faikaina: (faika) mt.ih. (faikao) : Faohina, angalarina, tselehina. tohiny
Faikana: (faika) p. t. : Misy faikany. tohiny
Failandey: (fr. Finlandais) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Failandy: I Helsinki no reniuohitry…tohiny
Faingana: p.t. na p.mt. : Tsy e-la, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy : Zaza faingan-tanana. / Tongava…tohiny
Faingàna: p.t. amin'ny fomba mandidy : Tongàva, miverena faingana : Faingàna fa aza mijanona ela any. tohiny
Faingo: a, : (,) Mari-pijanonantsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina : Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy,…tohiny
Faingoka: a. : Vy na hazo misy miforitra; vy misy motiny entina maka hazandrano. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123