Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanambadiana: (vady) a. : Fikambanan'ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy…tohiny
Fanambady: (vady) a. : Fomba entina manambady. 1 p.t. : Azo alaina ho vady : Taranak'olona tsy fanambady ireny.…tohiny
Fanambahamba: (hambahamba) a. : Fomba entina manambahamba, manao na manandrana amim-pisalasalana. ~ p.t. : Azo atao…tohiny
Fanambahambana: (hamba, hambahamba) a. : Fanandramana amim-pisalasalana. tohiny
Fanambaniny: (ambany) a. Vody rindrina, vody andry Misy triatra ny fanambanin' ity sarivato it?. ? Ny kibo, ny faritra…tohiny
Fanambara: (ambara) a. : Fomba entina manambara. ~ p. t.: Azo ambara : Tsy fanambara ny uaovao toy ireny, tohiny
Fanambarana: (ambara) a. : Filazana zavatra mbola niafina hatramin'izay : Fanambarana ny tetika nataon'ireo oion-d…tohiny
Fanambarana: (tambatra) a. Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana : Ataouy ny fanambarana ireto…tohiny
Fanambatambazana: (tambitamby) a. : Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin'ny…tohiny
Fanambatra: (tambatra) a Fomba entina manambatra. ~ p,t. : Azo atambatra. tohiny
Fanambazana: (tamby) a. : Fanakaramàna; fanaovana fanamby. tohiny
Fanambinana: (ambina) a. Vintana tsara avy amin'ny lahatra. ? Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra : Fanambinana…tohiny
Fanambiny: a. : Teny ilazana fa raikitra ny fanekena ifanaovana : Fanambiny ny antsika : raikitra ny fanekentsika.…tohiny
Fanamboarana: (voatra) a. : Fanomezana endrika : Miki fonamboarana kely itY sari' it?. ? Fanomanana, fikarakarana…tohiny
Fanamboatra: Famboatra (voatra) a. : Fomba entina manamboatra, manome endrika; manomana, mikarakara; mandrindra,…tohiny
Fanamboho: (voho) a. : Fomba entina manamboho, izany hoe mampitodika zavatra amin'ny lafy ratsiny na manodina ny…tohiny
Fanambohoana: (voho) a. Fampitodihana amin'ny lafy ratainy, fanodinana ny lamosina hanatrika. tohiny
Fanamboloana: (ambolo) a Ny fitaovan'ny vatana entimamantatra ny fofona; ny orona. tohiny
Fanambonimbary: a. : Ny tainpony indrindra amin'ny ampangoro. ? Zavamaniry fahita eny an-tanimbary. tohiny
Fanambony: a. : Ny ilany ambony amin' ny zavatra iray. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1139