Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanamandinana: a. : Fanaovana izay hahamandina, hahatonga mandina, mihilotrilotra. tohiny
Fanamanga: (manga) a. : Fomba entina manamanga, mahatonga manga. tohiny
Fanamangana: (manga) a : Fanaovana izay hahatonga manga. tohiny
Fanamanganana: (mangana)a.: Fanaovana izay hahatonga mangana. tohiny
Fanamanja: (manja) a. : Fomba enti-manamanja, mahatonga mania. tohiny
Fanamanjana: (mania) a. : Fanaovana izay hahamanja; fanosoran-doko mania. tohiny
Fanamanta: (manta) a. : Fomba enti-manamanta, tsY manao tsara fahandro. tohiny
Fanamantana: (manta) a. : Tsy fanaovana tsara fahandro. tohiny
Fanamaonjana: (maonjana) a. : Fomba entina manamaonjana, mahatonga maonjana (kely fa mavesa-danja). tohiny
Fanamaonjanana: (maonjona) a : Fanaovana izay hampahavesatra. tohiny
Fanamarana: (hamatra) a. : Fanaratoana, fifehezana taolana tapaka, tohiny
Fanamaro: (maro) a, : Fomba entina manamaro. tohiny
Fanamaroana: (maro) a : Fanaovana izay hahamaro. tohiny
Fanamasahana: (masaka) a. : Fanaovana izay hahamasaka, fanotrehana. 1 Fandinihana lalina : Ilana fanarnasahana izany…tohiny
Fanamasaka: (masaka) a. : Fomba entina manamasaka, mahatonga ho masaka. tohiny
Fanamasina: (masina) a. : Fomba entina manamasina. e P. t. : Azo hamasinina. tohiny
Fanamasinana: Fankamasinana (masina) o. : Fanaovana fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina; fanajana, fitsaohana.…tohiny
Fanamatra: (hamatra) a : Fomba fanaratoana, fanasiana harato. ? p.t. : Azo asiana harato. tohiny
Fanamatrohana: (matroka) a. : Fanaovana izay tsy hampahamiratra, hahavasoka. tohiny
Fanamatroka: (matroka) a. : Fomba entina manamatroka mahavasoka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.016