Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanalasalana: (salasala) a.: Fankanesana na famétrahana eo anelanelan-javatra roa. tohiny
Fanalasimba: a. : Zavamaniry fanaovana fanafody raha tsy mahalevon-kanina. tohiny
Fanalasompatra: a. : Zavamaniry fanao ody matoatoa na lolo, fandroahana angatra. tohiny
Fanalava: (lava) a. : Fomba entina manalava. tohiny
Fanalavana: (lava) a. : Fanovonana : Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny f ? Fampitarozahana, fanelana…tohiny
Fanalavavy: a. : Ody mahatonga ny vehivavy tsy tia hiherika lehilahy. tohiny
Fanalavirana: Fanalavitana (la-vitra) a. : Fihatahana, na fampihatahana. tohiny
Fanalavitra: (lavitra) a. : Fomba entina manalavitra, mihataka na mampihataka. tohiny
Fanalefahana: (lefaka) a. : Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana. tohiny
Fanalefaka: (lefaka) a. : Fomba entina manalefaka, mampihena hery, mampitony, manaketraka. tohiny
Fanalehibiazana: (lehibe) a. : Fanalalahana; fampitomboana habe, fanalavana. tohiny
Fanalehihe: (lehibe) a. : Fomba entina manalehibe, mampitombo habe, manitatra. tohiny
Fanalemena: (lemy) a. : Fanalefahana, fampitonena. tohiny
Fanalemy: (lemy) a. : Fomba entina manalemy, manalefaka, mampitony. tohiny
Fanalika: (alika) a. : Fomba entina manalika, manambany olona atao toy ny alika. ? p. t. : Azo alikaina, ambanina…tohiny
Fanalikana: (alika) a. : Fanambaniana olona izay atao toy ny alika, fanivaivana izaitsizy. tohiny
Fanalo: a. : Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka : Fanalolahy : miaramila…tohiny
Fanamafiana: Fanamafisana (mafy) a. : Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana.…tohiny
Fanamafy: (mafy) a. : Fomba entina manamafy, mampitombo hery. tohiny
Fanamaika: (maika) a. : Fomba entina manamaika, mandodona. ~ p.t. : Azo ampanaovina maika, azo dodonana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0258