Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanakosoka: (kosoka) a.: Fomba entina manakosoka, mikosoka mafy hialan' ny loto. tohiny
Fanakotana: (kotana) a. : Fomba entina manakotana, manakotaba. tohiny
Fanakotanana: (kotana) a:Fanakotabana, fanakorontanana, fampikomiana. tohiny
Fanakotikotehana: (kotika) a.: Fandrovitana sY famotipotehana zavatra. tohiny
Fanakotikotika: (kotika) a : Fomba entina manakotikotika, mandrovitra sy mamotipotika. ~p.t. : Azo kotikotehina. tohiny
Fanakotra: (takotra) a : Fomba entina manakotra, manarona amin'ny takotra. ? p, t.: Azo takofana. tohiny
Fanakotrana: (kotrana) a. : Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana. tohiny
Fanakotràna: (kotra) a : Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana,…tohiny
Fanakotranana: (kotrana) a. : Fanofokofohana, fanelingelenana, fanakorontanana, fampikorontanana. tohiny
Fanakotrehana: (kotrika) a : Fametrahana akoho mba hikotrika, fampikotrehana. tohiny
Fanakotrika: (kotrika) a. : Fomba entina manakotrika, mametraka akoho mba hikotrika. ? p.t. : Azo akotrika. tohiny
Fanakotsa: (kotsa) a. : Fomba entina manakotsa, mandena ho vonto. ~ Azo kotsaina. tohiny
Fanakotsana: (kotsa) a. : Fandemana tanteraka. tohiny
Fanakovilavila: (kovilavila) a : Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy…tohiny
Fanakovilavilana: (kovilavila) a. : Fampiolikolehan, fanasaviliviliana. tohiny
Fanala: (ala) a. : Fomba entina manala, manesotra. ~ P. t. : Azo alana, azo esorina : Tsy fanala ny harato roha…tohiny
Fanala: Fanalana a. : Asa marika, fanesorana isa kely amin'ny isa Inhibe noho izy : Firy ny valin'ny fanalana…tohiny
Fanala: a. : Jiro voafefy fitaratra miaro azy amin'ny rivotra. tohiny
Fanala: a. : Ranonando man-dry hita mivaingana fotsifotsy kely eny an-tendron'ny ahitra na miendrika tranonkala…tohiny
Fanaladiana: (halady) a. : Fialan-tsiny, fitsapana alahelo, famangiana amin'ny fahoriana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0971