Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanaketrahana: (ketraka) a Fanagedragedrana : Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika ! ~ Fanalefahana : Fanafody…tohiny
Fanaketraka: (ketraka) a Fomba entina manaketraka, managedragedra; manalefaka, mampitony. tohiny
Fanaketrona: (ketrona) a. Fomba entina manaketrona, manisy ketrona. tohiny
Fanaketronana: (ketrona) a. Fanasiana ketrona na lefiravina amin'ny akanjo, fanaovana izay hampikainkona zavatra. tohiny
Fanakezahana: (kezaka) a : Fampanifisana. tohiny
Fanakezaka: (kezaka) a : Fomba entina manakezaka, mampanifY. tohiny
Fanakiahana: (kiako) a. : Fandrangotana, fanendahan-koditra; fanoritana kely aminjavatra maranitra. tohiny
Fanakiaka: (kiako) a.: Fomba entina manakiaka, manoritra kely amin-java-maranitra, mandrangotra. tohiny
Fanakiana: (kiana) o. : Fomba entina manakiana, manome tsiny. tohiny
Fanakianana: (kiany) a : Fanomezan-tsiny, faniniana, fanadidiana. tohiny
Fanakibo: (kibo) a. : Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika. ~ p.t. : Azo kibokiboina, kitikitihina…tohiny
Fanakifihana: (kifika) a : Fanilihana, fanifihana. tohiny
Fanakifika: (kifika) a. : Fomba entina manakifika, manilika, manifika. tohiny
Fanakiho: (kiho) a. : Fomba entina manakiho, mamely amin'ny Idho. tohiny
Fanakihoana: (kiho) a, : Famelezana amin'ny kiho, famelezana don-kiho. tohiny
Fanakikisana: (hiky) a. : Fikaohana, fanfhisana; fihinanana, fikepohana ny fananan'ny sasanY. tohiny
Fanakiky: (kiky) a : Fomba entina manakiky, mikaoka, manihy; mihinana, mikepoka ny fananan'ny sasany. tohiny
Fanakila: (kilo) a. : Fomba enti-mandoro, hahamay. tohiny
Fanakilana: (kilo) a. : Fandoroana, fitonoana. tohiny
Fanakilrana: (kibo) a : Fanitikitihana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1305