Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanakaramana: (karama) a. Fakana olona hanao asa ho an'ny tena, izay omena vo-la amin' izany. tohiny
Fanakarana: (takatra) a : Fiezahana hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry. tohiny
Fanakararana: (kararana) a Fomba entina manakararana, mampidina rano hifantsitsitra. tohiny
Fanakararanana: (kararana) a. Fampidinana rano mba hampandeha azy mifantsitsitra. tohiny
Fanakarenjena: (karenjy) a. Fanenjehana; famelana ny biby (omby, ondry) hifalihavanja, hihenjy. tohiny
Fanakarenjy: (karenjy) o. : A-lefa hihenjy. tohiny
Fanakasohana: (kasoka) a Fampikasihana, fisafoana. tohiny
Fanakasoka: (kasoka) a. : Fomba entina manakasoka, mampikasika. tohiny
Fanakatona: (katona) a. : Fomba entina manakatona. tohiny
Fanakatonana: (katona) a. Fandrindrinana. tohiny
Fanakatra: (takatra) a : Fomba entina manakatra. 1 p. t. Azo takarina. tohiny
Fanakatrahana: (katraka) a. Fampikepohana. tohiny
Fanakatraka: (katraka) a.: Fomba entina manakatraka, mampikepoka. tohiny
Fanakebona: (kebona) a : Fomba entina manakebona, manetsiketsika ny rano; mitaona, mamoky. tohiny
Fanakebonana: (kebona) a. Fanetsiketsehana (ny rano); fitaomana, famokisana; fihatsiana. tohiny
Fanakekezana: (akaiky) a. : Fanatonana. tohiny
Fanakelezana: (kely) a: Fanaovana izay hahakely; fampihenana (habe, isa); fanafohezana. tohiny
Fanakely: (kely) a. : Fomba entina manakely, mampihena (habe, isa), manafohy. tohiny
Fanakema: (kema) a : Fomba fanasiana dembana, banga somaradimbana kely. tohiny
Fanakemana: (kema) a. : Fanasiana dembana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0148