Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fivilavila: (vilavila) o.: Toetran' ny olona na zavatra mivilavila, izany hoe miolanolana, tsy mahitsy fa melomeloka.…tohiny
Fivilavilana: (vilavila) a.: Fiolikolehana, fiolanolanana. tohiny
Fiviliana: (vily) Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo. Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry…tohiny
Fivily: (vily) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivily, izany hoe miolaka, misafelika, miviona, mihodivitra.…tohiny
Fivimbina: (vimbina) a.: Fomba entina mivimbina, izany hoe mitondra zavatra amin' ny tanana. tohiny
Fivimbinana: (vimbina) a.: Fitondrana zavatra amin'ny ta-nana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an'io kitapo io,…tohiny
Fivindahana: na Fivindavindana (uindaka, vindavinda) o.: Fitenenana an-katezerana, fikitakitàna. tohiny
Fivindaka: na Fivindavinda (vindaka, vindavinda) a.: Fitenenana an-kotezerana, fikitokitàna tohiny
Fivindina: (vindina) a.: Toetzan' ny zavatra mivindina, izany hoe mivonto: Ny fivindin' ny takolany no tsy nahalalako…tohiny
Fivindinana: (vindina) a,: Fivontosana, fibontsonana. tohiny
Fivinirana: (vinitro) a.: Fahatezerana, fampisehoana endrika tsy faly. tohiny
Fivinitra: (vinitra) a.: Toetran' ny olona mivinitra, izany hoe tezitra, mampiseho endrika tsY falY. tohiny
Fiviniviniana: (viniviny) a.: Fahatezerana, fampisehoana endrika tezitra, malonilôny; fihenahenana tsy miteny. tohiny
Fiviniviny: (viniviny) a.: Toetran'ny olona na ny endrika miviniviny, izany hoe tezitra, mampiseho endrika tezitra.…tohiny
Fivioka: (vioka) a.: Toetran'ny olona mivioka, na midify, mandositra, mitsoriaka. tohiny
Fiviona: (viona) a.: Toetran' ny olona na zavatra miviona, izany hoe mibirioka, mihodivitra, mivily. miviogna(Betsileo)…tohiny
Fivionana: (viona) a.: Fihodivirana, fibolidiana, fiviliana, fibiriohana. tohiny
Fivirioka: (virioka) a.: Toetran' ny zavatra mivirioka, izany hoe mifaraingo, mibilabila. tohiny
Fiviroka: na Fivirotra (viroka, virotra) a.: Toetran'ny olona miviroka na mivirotra, izany hoe tailana na ratsy…tohiny
Fivitrana: (vitrana) a.: Toetran' ny zavatra mivitrana, izany hoe mizaitra ho iray. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0589