Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fampitanana: (tanana) a. Zavatra apetraka ho antoka : Tsy manam-bola intsony Ra-koto ka ny famantaranandrony no napetrany…tohiny
Fampitsarana: (tsara) a. Vo-la nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka…tohiny
Fampitsoahana: a. : Ody natao mba tsy hampisy hery ny tangena tamin'ny fampinomana. tohiny
Fampivalanana: (valana) a. : Fanafody mampivalana, atao hoe koa Famalanana. tohiny
Fampoehana: a. : Karazan-javatra kely atao hidina fehikibo na solo-na bokotra amin'ny akanjo. tohiny
Fampohaza: a. : Tantanana makadiry. tohiny
Fana: a. : Toetran'ny zavatra nohafanaina fanindroany indray : Fanam-bary. tohiny
Fana: a. : Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka. - t.i.f. ' Mifana,…tohiny
Fanabakana: (baka) a. : Fampihatahana ho toy ny V, fampivelarana tendron-javatra roa hisamaka kokoa. tohiny
Fanabanahana: (banaka) a. : Famohana. tohiny
Fanabanaka: (banaka) a. :Fomba entina manabanaka, mamoha. ? p, t. : Azo banahina. tohiny
Fanabanga: (banga) a. : Fomba entina manabanga., manala, mampihena isa. tohiny
Fanabangana: (banga) a. : Fanalana, fampihenana isa:Tsy ekeko ny fanabangana isa ny mpiasako etc'. tohiny
Fanabantiana: (banty) a. : Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana, famasohana. tohiny
Fanabanty: (banty) a. Fomba entina manabantY, manamavo, manao tsinontsinona. tohiny
Fanabaraingo: (baraingo) a. : Fomba entina manabaraingo, manao izay hahatonga baraingo, meloka, biloka. tohiny
Fanabaraingoana: (baraingo) a. : Fanaovana izay hahatonga baraingo, meloka, biloka : Toa ho sarotra ny fanabaraingoana…tohiny
Fanabarera: (barera) a. : Fomba entina manabarera, izany hoe sady manaborotsaka no managorera lamba tafina, elatra...…tohiny
Fanabarerana: (barera) a. : Fanaovana izay hahatonga gorerarera,fanagorerana. tohiny
Fanabataba: (tabataba) a. . Fomba entina manabataba. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1314