Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famonto: a. : Tsodrano, fanambinana : Hoy ny mpitsitsika mamarana ny fomba atao rehefa milefona omby : Izay mitady…tohiny
Famonto: (uonto) a. : Fomba entina mamonto, mandena ho vonto, manaboboka. tohiny
Famontosana: (uonto) a. : Fanabobohana. tohiny
Famony: (vony) a. : Toetran' ny zavamaniry mamony, tohiny
Famoraborana: (borabora) a. : Famehezana na famatorana migoragora na malemy. tohiny
Famorahana: (voraka) a. : Famahana, famoahana avy ao anaty zavatra; fampisehoana izay ao anaty. tohiny
Famoraka: (voraka) a. : Fomba entina mamoraka, marna-ha, mamoaka avy ao anaty, mampiseho izay ao anaty. ? p.t.…tohiny
Famoravora: (uoravora) a. : Fomba entina mamoravora, manaborabora, manageragera. tohiny
Famoravorana: (uorauora) a. : Fanaboraborana, fanageragerana; fanasafotofotoana, fanasavorovoroana. tohiny
Famorehana: (vorika) a. : Famosaviana amin' ny ody ; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary. tohiny
Famorenana: (vorina) a. : Fangoronana kofehy ho vita kibory. tohiny
Famorery: (uorery) a. : Fomba entina mamorery, manala baraka. tohiny
Famoretahana: (foretaka) a. : Fanasiana fotaka mifetaka; fanasolitihana. tohiny
Famoretana: (foritra) a. : Fampileferana, fampiketronana. tohiny
Famoretana: (foritra) a. : Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana. tohiny
Famoriana: (uory) a. : Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana : Famorian'ny ben'ny…tohiny
Famorika: (uorika) a. : Fomba entina mamorika, mamosavy amin'ny sakafo. ? p.t. : Azo vorehina. tohiny
Famorina: (vorina) a. : Fomba entina mamorina, mangorona kofehy ho vita kibory. ? p. t.: Azo avorina, ahorona…tohiny
Famoritra: (foritra) a. : Fomba entina mamoritra. tohiny
Famorivoriana: (vory) a. : Fandroadroatana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0262