Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandelefana: (lelika) a.: Fanotorana, fanaronana. tohiny
Fandelika: (lelika) a.: Fomba entina mandelika, manototra, manarona. tohiny
Fandemahana: (lemaka) a.: Fanarenana (tany). tohiny
Fandemaka: (lemaka) a: Fomba entina manarina tany. tohiny
Fandemana: (lena) a.: Fanasiana rano (zavatra), fanamandoana. tohiny
Fandemena: (lemy) a.: Fanaovana izay hampahalemy. tohiny
Fandemolemo: (lemolemo) a.: Fomba entina mandemolemo, mamonjafonja, mamotsipotsika. tohiny
Fandemolemoana: (lemoiemo) a.: FamonjafonJana, fitsapatsapana, famotsipotsehana. tohiny
Fandempona: (lempona) a.: Fomba entina mandempona, na manisy lempona. tohiny
Fandemponana: (lempona) a.: Fanasiana lempona. tohiny
Fandemy: (lemy) a.: Fomba entina mandemy. 1 Karazankazo madinika anaovana fanafody mamono hozatra. tohiny
Fandena: (lena) a.: Fomba entina mandena. / p. t.: Azo lemana. tohiny
Fandeno: (leno) a: Fomba anatsobohana ao anaty leno, zavatra atsoboka ao anaty le-no ( ny leno dia zavatra fampandairana…tohiny
Fandenoana: (leno) a.: Fitanehana leno; fanatsobohana ao anaty leno mba hampandaitra tsara ny loko. tohiny
Fandentehana: (ientika) a.: Fanatsatohana: Fandentehana fantsika. 1 Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan'ny…tohiny
Fandentika: (lentika) a.: Fomba entina mandentika. • p. t.: Azo alentika. tohiny
Fanderana: (letra) a.: Fampidirana an-kery, fandentehana an-terisetra. tohiny
Fandesohana: (lesoka) a.: Fanasiana pepo, fandemponana, ? Faniniana, famasohana, fanomezan-tsiny: Fandesohana ny…tohiny
Fandesoka: (lesoka) a.: Fomba entina mandesoka, maniny, manome tsiny, mamasoka. tohiny
Fandetra: (letra) a: Fomba entina mandetra, manatsofoka na manesika an-kery, fomba entina manao an-kery. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752