Litera F
Fanavokavoka: (hauokauoka) a.: Fomba entina manavokavoka, izany hoe mikapoka mandrivorivo, sà,dy mafy no imbetsaka.…tohiny
Fanavorivoriana: (vorivory) a.: Fanaovana izay hahatonga vorivory, boribory; fanaboriboriana; fanakiboriboriana; fanakivorlvoriana.…tohiny
Fanavorivory: (vory) a.: Fomba entina manavorivory, manao izay hahatonga vorivory.
tohiny
Fanavotana: (avotra) a: Famonjena amin'ny loza, fahafatesana,fanandevozana.
tohiny
Fanavovona: na Fanasavovona (savovona) a.: Fomba entina manavovona, mampisavovona be dia be.
tohiny
Fanavozihirana: (vozihitra) a.: Fanbontsinan be.
tohiny
Fanavozihitra: (vozihitra) a.: Fomba entina manavozihitra, izany hoe manabontsina.
tohiny
Fanazangazana: (hazangozana) a: Fomba entina manazangazana, mitily, mitsikilo.
tohiny
Fanazangazanana: (hazangazano) a.: Fitflfana, fitsildlovana.
tohiny
Fanazarana: (zatra) a.: Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Miki fanazornna ny fahaizana marika ankandrina.…tohiny
Fanazariana: (hazary) a: Famosaviana, famorehana.
tohiny
Fanazary: (hazary) a.: Fomba entina manazary, izany hoe mamosavy, mamorika. / p. t.: Azo hazarina, arnosavina.…tohiny
Fanazava: a.: Hazo fanao fanafody manadio ny kibo, ny fivalanantlrano... (Elocodendron olyganthum).
tohiny
Fanazavana: (zava) a: Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana it9 efitra it>' izany.…tohiny
Fanazavozavo: (zavozauo) a: Fomba entina manazavozavo, manosotra loko na mena-ka tsy mifotetaka loatra.
tohiny
Fanazavozavoana: (zavozauo) a.: Fanosorana loko na menaka ka tsy mifotetaka loatra.
tohiny
Fanazimba: (zimba) a,: Fomba entina manazimba, izany hoe manao tsinontsinona, manivaiva. 1 p. t : Azo zimbaina.…tohiny
Fanazimbana: (zimba) a: Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra…tohiny