Litera F
Fanatsirana: (tsitra) a: Fampandriana mivalampatra.
tohiny
Fanatsirara: (tsirara) a: Fomba entina manatsirara, mandavo mitsilany, ka ny tongotra sY ny tanna mitsidradraka.…tohiny
Fanatsirarana: (tsirara) a: Fandavoana mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka.
tohiny
Fanatsiredareda: (tsiredareda) a: Fomba entina manatsiredareda, manao an-tsirambina, an-tandrevaka.
tohiny
Fanatsiredaredana: (tairedoreda) a : Fanaovana an-tairambina, an-tandrevaka; tsy fitandremana, tsy fikaiiana.
tohiny
Fanatsitaitaihana: (tsitaitaika) a: Fandatsahana (rano) tsy misesy fa mielanelana, fanatetevana.
tohiny
Fanatsitaitaika: (tsitaitaika) a: Fomba entina manatsitaitaika, mandatsaka (zavatra) tsy misesy fa mielanelana, fana-tete.…tohiny
Fanatsitra: (tsitra) a: Fomba entina manatsitra, mampandry mivalampatra. 1 p,t. : A-zo atsitra.
tohiny
Fanatsivalana: (tsivalana) a.: Fomba entina manatsivalana, manisy tsivalana.
tohiny
Fanatsivalanana: (tsivalana) a.: Fanasiana tsivalana; fainetrahana zavatra hanaraka ny sakany.
tohiny
Fanatsivetrahana: (tsiuetraka) a: Famelarana; fametrahana hitoetra milamina amim-piadanana.
tohiny
Fanatsivetraka: (tsiuetraka) a.: Fomba entina manatsivetraka, mametraka hitoetra mi-lamina amim-piadanana.
tohiny
Fanatsizarizariana: (tsizarizary) a: Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, fanivaivana.
tohiny
Fanatsizarizary: (tsizarizary) a.: Fomba entina manatsizarizary; faneso.
tohiny
Fanatsoaka: (tsoaka) a.: Fomba entina manataoaka. / p. t.: Azo tsoahana.
tohiny
Fanatsobohana: (tsoboka) a.: Fandentehana, fanosokàna; fampidirana anaty rano.
tohiny
Fanatsoboka: (tsoboka) a: Fomba entina manatsoboka, mandentika, mampiditra anaty rano. / p.t. : Azo atsoboka.
tohiny
Fanatsofana: (tsofa) a.: Fana-Pahana amin'ny tsofa.
tohiny
Fanatsofohana: (taofoka) a: Fampidirana ao anatin'ny...
tohiny