Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanatsikozakozana: (tsikozakoza) a: Fanaovana (zavatra) amim-pit sire dare dana, f itav ozavozana. tohiny
Fanatsilanesana: (tsilany) a: Fampandriana (olona) ka ny lamosiny no atao ambany, izany hoe miandrandra eny ambony ny…tohiny
Fanatsilany: (tsilany) a: Fomba entina manatsilany, marnpandry olona mitsilany. tohiny
Fanatsimbadihana: (taimbadika) a.: Fanohofana, fampikodiavana. tohiny
Fanatsimbadika: (tsimbadika) a.: Fomba entina manatsimbadika, mampikodia, manohoka. 1 p,t. : Azo atsimbadika. tohiny
Fanatsimpohafoha: (tsimpohafoha) a.: Fomban'ny biby manangona tany hitaitokotoko eo am-bava lavany. tohiny
Fanatsimpohafohazana: (tsimpohafoha) a.: Fanangonan' ny bibikely (tany) hitsitokotoko eo am-bava lavany, fampitsangantsanganana…tohiny
Fanatsindroandroana: (taindroana) a.: Fomba entina manatsindroandroana, mametraka (zavatra) mbetika etsy mbetika eroa, tsisy…tohiny
Fanatsindroandroanana: (taindroana) o.: Fakàna na fametrahana zavatra mbetika etsy mbetika eroa, tsisy filaharana, na tsiroaroa.…tohiny
Fanatsingadina: (tsingadina) a: Fomba entina manatsingadina, mamotraka, mandavo, manakodia amin'ny tany. 1 p.t.: Azo…tohiny
Fanatsingadinana: (tsingadina) a : Famotrahana, fandavoana, fanakodiavana amin'ny tany. tohiny
Fanatsinganga: (tainganga) a: Fomba entina manatsinganga, manainga ny ilan-javatra iray. tohiny
Fanatsingangana: (tain ganga) a.: Fanaingana ny ilan-javatra iray. tohiny
Fanatsingatorana: (taingatotra) a: Famotrahana (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; fandavoana (zavatra)…tohiny
Fanatsingatotra: (taingatotra) a.: Fomba entina manatsingatotra, mamotraka (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao…tohiny
Fanatsingedana: (tsingedana) a: Fomba entina manatsingedana, mampandry mivalampatra. tohiny
Fanatsingedanana: (taingedana) a: Fampandriana mivalampatra; fampitsorana mivalandotra. tohiny
Fanatsingerenana: (taingerina) a: Famerenana. tohiny
Fanatsingerina: (tsingerina) a.: Fomba entina manatsingerina, mamerina. tohiny
Fanatsingevenana: (taingeuina) a: Fanasaviliviliana, fanakipilipilizana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0781