Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanatsihana: (hatsika) a. : Fiantsoana amin'ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy.…tohiny
Fanatsihana: (tsika) a : Fanatantavanana, fampanorihana tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany; fanamainana.…tohiny
Fanatsika: (tsika) a. : Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba…tohiny
Fanatsika: (hataika) a : Azo antsoina amin'ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso. tohiny
Fanatsikala: na Fanatsikalana (tsikala) a. : Fomba entina manatsikala, manisy tsikala. • p.t. : Azo tsikalana. tohiny
Fanatsikalana: na Fanatsikalanana (tsikala) a. : Fanasiana tsikala na tsikalana. tohiny
Fanatsikana: (hatsikana) a. sady p.t.: Azo ihomehezana, harabina; fomba entina manaraby, mamazivazy. tohiny
Fanatsikanana: (hatsikana) a. : Fihomehezana (olona), famazivaziana, fanarabiana. tohiny
Fanatsikanina: (taikanina) a. : Fomba entina manatsikanina, mitono, manatsatsika. ~ p,t. : Azo atsikanina. tohiny
Fanatsikaninana: (tsikanina) a: Fitonoana, fanatsatsihana. tohiny
Fanatsike: na Hatsike (Ski) a: Volo eo amin'ny tendron'elatry ny vorona. tohiny
Fanatsikebona: (tsikebona) a.: Fomba entina manatsikebona, manetsiketsika ny fotaka na loto efa mandry ao anaty rano.…tohiny
Fanatsikebonana: (tsikebona) a.: Fanetsiketsehana ny fotaka na loto efa mandry ao anaty rano. tohiny
Fanatsikefakefahana: (tsikefakefaka) o.: Fanendahana amin'ny laniny iray, fanofahofana amin'ny laniny iray. tohiny
Fanatsikefakefaka: (taikefakefaka) a: Fomba entina manatsikefakefaka, manendaka amin'ny laniny iras,. tohiny
Fanatsikera: (tsikera) a.: Fomba entina manatsikera, mampisaratsaraka mba tsy hamela hifatratra; fomba entina mivaofy.…tohiny
Fanatsikerana: (taikera) a.: Fanasaratsarahana (zavatra) mba tsy hifatratra; fivoasana. tohiny
Fanatsikoinkoina: (tsikoinkoina) a: Fomba entina manatsikoinkoina, mampimoimoy, mampitaraindraina. tohiny
Fanatsikoinkoinana: (taikoinkoina) a.: Fampimoimoizana, fampitaraindrainana. tohiny
Fanatsikozakoza: (tsikozakoza) a: Fomba entina manatsikozakoza, manao zavatra mitaredretra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0183