Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanatringana: (tringa) a : Fam-Pandringana. tohiny
Fanatringitringiana: (tringitringy) a : Fanaovana izay hahatonga milingilingy. tohiny
Fanatringitringy: (tringitringy) a. : Fomba entina manatringitringy, mahatonga milingilingy. tohiny
Fanatritratritra: (tritratritra) a.: Fomba entina manatritratritra, mahatonga mipelipelika, manakorontana ny sasany. tohiny
Fanatritratritrana: (tritratritra) a : Fanaovanaizay hahatonga mipelipelika, manakorontana ny sasany. tohiny
Fanatroarana: (trootra) a : Fampialana tampoka amin' izay misy ny tena. tohiny
Fanatroatra: (troatra) a: Fomba entina manatroatra, mampiezaka hiala. tohiny
Fanatrobahana: (trobaka) a : Fanagorobahana amin' ny zava-maranitra. tohiny
Fanatrobaka: (trobaka) a : Fomba entina manatrobaka, managorobaka amin'ny zava-maranitra. tohiny
Fanatrona: a. : Harona salasalany. tohiny
Fanatrosina: (trosina) a : Fomba entina manatrosina, mampianjera (olona) ka ny lohany mipdka aloha amin'ny tany.…tohiny
Fanatrosinana: (trosina) a. : Fanjerana olona hiantoraka any anoloana ka ny lohany no mipbka aloha amin'ny tany. tohiny
Fanatrotrongiana: (trotrongy) a : Fandavoana na fanosehana olona any anoloana ka mitehika amin'ny tany rnihitsy ny lohany.…tohiny
Fanatrotrongy: (trotrongy) a : Fomba entina manatrotrongy, mandavo na manosika olona eo anoloana ka mitehika amin'ny…tohiny
Fanatsabahana: (tsabaka) a : Fandrobohana, fanitrihana zavatra ao anaty rano. tohiny
Fanatsabaka: (tsabaka) a : Fomba entina manatsabaka, mandroboka. ~ p.t. : Azo atsabaka. tohiny
Fanatsahana: (hatsaka) a :Fampitoviana tantana, famaranana, fanaratsahana. tohiny
Fanatsaharana: (tsahatra) a : Fampijanonana. tohiny
Fanatsahatra: (tsahatra) a : Fomba entina manatsahatra, mamPijanona. tohiny
Fanatsaho: (tsaho) a : Fomba entina manatsaho, mampiely vaovao tay azo antoka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0288