Litera F
Firifiry: (firy) p.t.: Be dia be, sesehena: Firifiry akory no mbola tsy mahalala ny hasoan'ny teny malagasy? tohiny
Firijarija: (rijariJa) a.: Toetran' ny olona na ny hazo mirijarija, izany hoe avo tsars bika.
tohiny
Firikarika: (rikarika) a.: Toetran'ny taolana miranirany.
tohiny
Firimodrimotana: (rimodrimotra) a.: Fialana amin-katezerana sady mirintona.
tohiny
Firimodrimotra: (rimodrimotra) a.: Fomba entina mirimodrimotra, na miala mixintona amin-katezerana.
tohiny
Firimorimo: (rimorimo) a.: Toetran'ny zavatra mirimorimo, na miezaka mihazakazaka.
tohiny
Firimorimoana: (rimorimo) a.: Fiezahana mihazakazaka, fisafoahana; fifiohana.
tohiny
Firindrina: (rindrina) a.: Toetran'ny varavarana mirindrina, izany hoe mikatona.
tohiny
Firindrinana: (rindrina) a.: Fikatonana.
tohiny
Firinga: a.: Fivalanana, tay, diky. a Firingan-delo: lelo maina mitakosina eny amin' ny takolaka; be lelo, paka…tohiny
Firingana: (ringana)a.: Toetran' ny zavatra miringana, miripaka, voa na maty daholo tsy misy miangana.
tohiny
Firinganana: (ringana) a,: Ny fandravana, fandevonana, fandripahana.
tohiny
Firingiringiana: (ringiringy) a.: Fiteronteronana amin'ny toerana avo; fiavonavonana, firehareham-poana
tohiny
Firingiringy: (ringiringy) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miringiringy, izany hoe miteronterona amin'ny toerana avo,…tohiny