Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fireona: Fireondreona (reona) a.: Toetran'ny zavatra mireondreona na manehoeho, mirohondrohona: Ny fireondreon'ny…tohiny
Fireotra: (rentra) a,: Fipiaka, firefotra, toetran'ny zavatra mirefotra. tohiny
Fireparepa: (reparepa) a.: Toetran'ny zavatra mireparepa, na mitaritarika. tohiny
Fireparepana: (reparepa) a.: Fitaritarihana. tohiny
Firepirepena: (repirepy) a.: Fitotototoana atsg sy arg noho ny tahotra, ny fahasahiranana; fiapanapanana. tohiny
Firepirepy: (repirepy) a: Foin-ban 'ny olona mirepirepy, izany hoe mitotototo atsg sy arg noho ny tahotra, na fahasahiranana.…tohiny
Firepohana: (repoka) a,: Fikepohana, fikepokepohana. tohiny
Firepoka: (repoka) a,: Fomba entina mirepoka, na mikepoka. tohiny
Firerahana: (reraka) a.: Fivahana; fiketrahana, figedragedrana. tohiny
Fireraka: (reraka) a,: Toetran' ny zavatra mireraka, na mivaha, migedragedra. tohiny
Firerarera: (rerarera) a.: Fomban'ny olona mirerarera, izany hoe miakanjo tsizarizary, miroradroraka. tohiny
Firerarerana: (rerarera) a.: Fiakanjoana tsizarizary, miroradroraka; fibarerana; firefarefana (elatry ny vorona, akanja),…tohiny
Firesahana: (resaka) a.: Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra. ?…tohiny
Firesaka: (resaka) a,: Fomba entina miresaka: Mahatsikaiky ny firesak'io uehivavy io. • Anton-dresaka: Ataon'ny…tohiny
Firesaresa: (resaresa) a.: Fomba entina miresaresa, toetran'ny olona miresaresa, izany hoe mandeha miadana, miretareta…tohiny
Firesaresana: (resaresa) a.: Fandehanana miadana, miretareta toy ny tsy afaka mamindra; fitaredretana, filasilasiana.…tohiny
Firetahana: (retaka) a.: Fikoavana, firodanana: Ny firetahan'ny tamboho. tohiny
Firetaka: (retaka) a.: Toetran' ny zavatra miretaka, na mikoa, mirodana. tohiny
Firetareta: (retareta) a.: Fitavozavozana, firetadretana. tohiny
Firetidretika: (retidretika) a,: Toetran'ny zavatra miretidretika, na misolidotika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0302