Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fijokaikena: (jokaiky) a.: Fifintinana na famitsahana tsy mfhetsika ary manjonitra toa malaheloFijokaiky (jokaiky)…tohiny
Fijokajoka: (jokajoka) a.: Tsanganana, halavana, hatsarambika: Fijokajokan'izay hazo ilay kininina ao avara-tranonareo!…tohiny
Fijoko: (joko) a.: Fomba entina mijoko, izany boa manatona olona na biby avy aoriana mba hisambotra azy; na…tohiny
Fijokoana: (joko) a.: Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko m'y…tohiny
Fijolo: (jolo) a.: Fandroso mandondona eo anoloana. tohiny
Fijolohana: (joloka) a.: Fidirana, fitsofohana. tohiny
Fijoloka: (joloka) a.: Fomba fiditra, fitsofoka. tohiny
Fijolonjolona: (jolonfolona) a.: Fomba entina mijolonjolona, izany hoe miditra, misosososo tsy mahazo lalana akory,…tohiny
Fijolonjolonana: (folonjolona) a.: Fidirana, fisosososoana tsy mahazo lalana. tohiny
Fijomojomo: (jomo) a.: Fomba entina miteny na manao zavatra an-tsokosoko, mangingina; fomba entina manangoly. tohiny
Fijomojomoana: (jomo) a.: Fitenenana na fanaovana zavatra an-tsokosoko, mangingina; fanangolena, fitarihana. tohiny
Fijonetra: na Fanjonetra (jonetra) a.: Fitakoko malahelo, fanjoretra. tohiny
Fijonjona: (jonjona) a.: Fomba entina mijonjona, izany hoe mandeha mahitsy hatrany tsy miherikerika, na tsy miresaka…tohiny
Fijonjonana: (joniona) a.: Fandehanana mahitsy hatrany tsy miherikerika, tsY miresaka toa olo-miavona. tohiny
Fijononohana: (jononoka) a.: Filatsahan'ny orana. tohiny
Fijononoka: (jononoka) a.: Filataaky ny orana. tohiny
Fijoretra: Fanjoretra (joretra) a.: Toetran'ny olona na biby manjoretra. tohiny
Fijoro: (joro) a.: Fomba fitsangana mahitsy tsara. tohiny
Fijoroana: (joro) a,: Fitsanganana mahitsy tsara. tohiny
Fijoy: (joy) a.: Filatsahana, firotsahana tsy miato. ΒΆ M.h.: Fijojo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0408