Litera F
Fihedrahedra: (hedrahedra) a.: Fihetsiketsika,fihevingevina.
tohiny
Fihedrahedrana: (hedrahedra) a.: Ffhetsiketsehana, fihevingevenana.
tohiny
Fihefahefa: (hefahefa) a,: Fihetsiketsika, filrofahofa.
tohiny
Fihefahefana: (hefahefa) a,: Fihetsiketsehana, fihofahofana.
tohiny
Fihefakefahana: (hefakefaka) a.: Fiendahana amin'ny ilany iray.
tohiny
Fihefakefaka: (hefakefaka) a.: Toetran'ny zavatra mihefakefaka, miendaka.
tohiny
Fihehezana: (hehy) a.: Fanelezana: Ny fihehezan'ny fako no nampahaloto ny tokotany. ~ Fihohazana ary fanelezana…tohiny
Fihehy: (hehy) a.: Fomba entina mihehy na manely, manaparitaka amin'ny tongotra. ? p.t.: Azo hehezina; izay…tohiny
Fihelenana: (helina) a.: Fandalovana vetivety, fisehoana kely dia lasa: Tsy ampy toy inona ny fihelenan'ny fety,…tohiny
Fihelina: (helina) a.: Fomban' ny zavatra mihelina, fomba andalovana vetivety: Tsy maharitra indroa andro ny fihelindRasoa…tohiny
Fihelohelo: (helohelo) a.: Fandalo, fiserana toa ao anatin' ny haizina.
tohiny
Fiheloheloana: (helohelo) a.: Fiserantseranana avy eo ambonyloha.
tohiny
Fihemba: a.; Tapa-damba atao fehiloha na akopakopaka entin'ny mpitahiry sampy rehefa manandratra ny sampiny.…tohiny
Fihembitra: (hembitra) a.: Fiantsambotra.
tohiny
Fihemorana: (hemotra) a.: Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran'ny tafika teo anoloan'ireo…tohiny
Fihenahena: (henahena) a.: Toetran'ny olona mihenahena, na midongy, mitokona.
tohiny