Litera F
Fiharihariana: (harihary) a.: Fisehoan'ny tena izy manontolo tsy misy miafina.
tohiny
Fiharihary: (harihary) a.: Foinban'ny zavatra mlharihary, na miseho tsara manontolo tsy misy miafina.
tohiny
Fiharoana: (haro) a.: Fikambanana, firaisana amin'ny...: Mampahalala zavatra betsaka ny ankizy ny fiharoany amin'ny…tohiny
Fihary: (hary) a.: Fomba entina mihary, mitady. ? p.t.: Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary.
tohiny
Fihary: a,: Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin'ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora,…tohiny
Fihasinana: (hasina) a.: Toerana nanamasinana ny Mpanjakafahiny.
tohiny
Fihasinana: (hasina) a.: Fiolanana; fandrotsirotsiana.
tohiny
Fihatahana: (hataka) a.: Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin'ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin'ny…tohiny
Fihataka: (hataka) a.: Fomba entina mihataka, izany hoe manalavitra, mitokana tsy miaraka amin'ny hafa; na mikisaka…tohiny
Fihatsaka: (hatsaka) a.: Antsy kelin'ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. - F,-p,:…tohiny
Fihatsarambelatsihy: (tsara-velatsihy) a.: Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny; fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona…tohiny
Fihatsi-basy: na Fihatsiny a,: Ilay vy kely amin'ny basy izay manetsika ny fanoitrambasy ka mampandeha ny bala.
tohiny
Fihavatravarana: (havatravatra) a.: Fitrifantrifanana, fientanentanan'ny vatana manontolo.
tohiny
Fihavatravatra: (havatravatra) a.: Fomba entina mihavatravatra, izany hoe mientanentana, miontanontana.
tohiny
Fihavihaviana: (havihavy ) a.:Fihantonana eny anebanebany, fihebahebana,
tohiny