Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihantsihana: (hantsika) a.: Fibaraingoana ka mandroso eo anoloana ny ampovoany. tohiny
Fihantsika: (hantsika) a,: Fomban'ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny…tohiny
Fihantsy: (hantsy) a.: Fomba fanomezana fo olona hiady amin'ny tena, fihaika. tohiny
Fihaodihaodiana: (haodihaody) a,: Tahotra, fitilitiliana. tohiny
Fihaodihaody: (haodihaody) a, : Fahasarotan-tahotra; fomba fitilitiliana. tohiny
Fihaona: (haona) a.: Fomba fifanenana. tohiny
Fihaonana: (haona) a.: Fifanenana, fifankahitan: Teny an-tsena no nifankahitan'ny olona taloha ka izany no niantsoana…tohiny
Fihaorana: (haotra) a.: Fikaohana ny hoditra mba hanala hidlhidy. tohiny
Fihaotra: (haotra) a.: Fomba entina mihaotra, na mikaoka ny hoditra mba hanala hidihidy. tohiny
Fihara: (Ski) a.: Lakana fiaaka misy fanare. tohiny
Fiharahana: (haraka) a.: Fakana an-kery, tohiny
Fiharaka: (haraka) a.: Fomba fakana an-kery. ? p.t: Azo alaina an-kery. tohiny
Fiharana: (harana) a.: Fomba fitadiavana. tohiny
Fiharana: (hatra) Fahatongavana, fidonana hatrany amin'ny,..: Ny fiharan'izany any amin'ny taranaka mandim by…tohiny
Fiharanana: (harana) a.: Fitadiavana: Fiharanana ady mihitsy izany. tohiny
Fiharatana: (haratra) a.: Fanapahana ny volombava amin' ny hareza: Mitombo ariary folo ny fihetezana raha miampy…tohiny
Fiharatra: p.a.: Enti-milaza olona fetsy. ΒΆ M.h,: fer. FetsY. - F.-p,: Fihara-bava: olona tsy mba misalasala miteny…tohiny
Fiharatra: (haratra) a.: Hareza. tohiny
Fiharatra: (haratra) a.: Fomba entina miharatra. ? Lelan-java-maranitra, hareza. ~ H.o.: Olona kinga aoka izany…tohiny
Fiharian-karena: a.: Fomba entina mitady namampitombo ny vola ananana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0367