Litera F
Figedrogedroana: (gedrogedro) a.: Fitaraindrainana amampimonomononana,
tohiny
Figeragera: (gara) a.: Toetran' ny zavatra ratsy fatotra migoragora.
tohiny
Figigagiga: (gigagiga) a,: Toetran'ny olona na zavatra an-titra, mafy tsy laitra vakina.
tohiny
Figiririoka: (giririoka) a.: Fomba fanenon'ny angely.
tohiny
Figobohana: (goboka) a.: Ny feo mivoaka avy amin-javatra migoboka, loaka, poaka aty.
tohiny
Figoboka: Figobona (goboka) a.: Toetran'ny feo migoboka na migobona, izany hoe mivoaka avy amie-javatra loaka,…tohiny
Figodanana: (godana) a.: Fahalalahan anaranam-po.
tohiny
Figodragodra: (godragodra) o.: Toetran'ny famavanin-taolana malemy, osa.
tohiny
Figodragodrana: (godra) a.: Halemena, haosana amin'ny famavanin-taolana,
tohiny
Figogogogo: (gogogogo) a,: Fomba fitomany arahina toloko na feo mat,.
tohiny
Figogogogoana: (gogogogo) a.: Fitomaniana arahina toloko na feo mafy.
tohiny
Figoigoihana: (goika) a.: Fitomaniana sempotsempotra arahin-tsentosento.
tohiny