Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fifondrofondroana: (fondrofondro) a.: Fangatahana mafy, fitalahoana, fiambezoana, fitampesona. tohiny
Fifongarana: (fongatra) a,: Fisehoana et? ivelany rehefa avy nohadina, fifokarana. tohiny
Fifongoana: (fongo) a.: Fijanonana ao am-pandriana mirakotra tsara. tohiny
Fifongofongoana: (fongofongo) a.: Fisafoahana, fifoforana amin'ny asa, fiezahana fatratra. tohiny
Fifonohana: (fonoka) a.: Fifonosana tsara ao anaty lamba, fibonohana, tohiny
Fifonosana: (fono) a.: Firakofana manontolo. tohiny
Fifontenana: (fontina) a.: Fiverenana mifotitra. tohiny
Fiforetana: (foritra) a,: Fileferana, fivonkonana, fihoronkoronana, filozohana. tohiny
Fiforonana: (forona) a: Fomba if oronana, izany hoe isiana, ahatongavana ho...; fisiana: Lazao raha fantatrao ny…tohiny
Fifosana: (fosa) a,: Fanamavoana, filazana ny hadisoana takona nataon'ny namana tsy eo anatrehany. - F,•p,: Fosan-kavana:…tohiny
Fifoserana: (fositra) a,: Fandoahana, fandilorana hazo eo ambonin'ny hazo hafa iras mba hahazoana tselatr'afo; fikofosana,…tohiny
Fifoterana: (fotitra) a.: Fiverenana amin'ny fana indray ny nataon'ny tena tamin' ny hafa: Namono an'io bibi-lava…tohiny
Fifotorana: (fototra) a.: Filozohana, filofosana, tohiny
Fifotroahana: (fotroaka) a,: Fibosesehan-javatra mivoaka avy ao am-bava na any an' orona; fitronana. tohiny
Fify: a.: Tsindrim-bankona; (Br) Takolaka. tohiny
Figabahana: (gabaka) a.: Fahabetsan-drano mangeniheny, tohiny
Figabaka: (gabaka) a.: Fomba na fisehoan'ny rano migabaka, toetran'ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny…tohiny
Figabohana: (gaboka) a,: Fiavosana, fivongovongoana. tohiny
Figaboka: (gaboka) a.: Fiavosa, fiavovona, fifanongoa. tohiny
Figadragadra: (gadragadra) a.: Toetran'ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky: Mahatsikaiky…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1603