Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fieferana: (efitra) a.: Zavatra atao manelanelana na mana-. pisaraka: Volotsangana no fieferan'ny efitranonay roa…tohiny
Fiefokefohana: (efokefoka) a,; Fisafoahan-katezerana miharo avona. tohiny
Fiefonefonana: (efonefona) o.: Hasempotsemporana noho ny hatezerana. tohiny
Fiehaka: (ehaka) a.: Fihetsika te hampisehoana ny tena ho zavatra ka miedinedina aoka izany. tohiny
Fiehana: (aika) a.: Fifanetena, fikitrohana: Jereo izato fiehan'ny vahoaka! tohiny
Fiekena: (aiky, eky) a.: Fitsorana. tohiny
Fielakelahana: (elakelaka) a.: Fizarazarana na fisilatsilahana fisaka. tohiny
Fielakelaka: (elakelaka) a.: Toetran'ny zavatra mielakelaka, izany hoe misilaka na mizarazara fisaka sy manify. tohiny
Fielanelanana: (elanelana) a,: Fijoroana ho mpanelanelana. tohiny
Fielarana: (elatra) o.: Fisokafana mihefahefa. tohiny
Fielezana: (ely) a.: Fiparitahana. - F.-p,: Zanaka am-pielexaa na: enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana…tohiny
Fiendrinendrena: (endrina) a.: Hadalana, fidonàna, fitaraiky. tohiny
Fientanana: (entana) a.: Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan'ny fo. tohiny
Fierana: (ara) a.: Fangatahandalana hanao zavatra iraY na handeha, tohiny
Fierena: (ery) a.: Fiafenana,fisitrihana amin'ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena. tohiny
Fierenana: (erina) a,: Fitadiavana hahazo bebe kokoa no-ho izay aniara efa azo na no-mena ny tena: Fierenam-pitia.…tohiny
Fierinerenana: (erinerina) a.: Fipetrahana na fihaminkaminana eo amin'ny toerana avo na ao afovoan'ny... tohiny
Fieritreretana: (eritreritra) a.: Fiasan'ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao,…tohiny
Fierona: na Fieronana (erona) a,: Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra…tohiny
Fierotana: (erotra) a.: Famoahana feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an'orona isaky ny maka fofon'aina mandritra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0341