Litera F
Fidorarahana: (doraraka) a.: Fidonanaham-poana, fanariana andro foana.
tohiny
Fidorobohana: (doroboka) a.: Fanirian-javamaniry izay manjary be ravina sady mai-tao; toetran'ny akanjo malalaka ambany…tohiny
Fidorohana: (doroka) a.: Fimamoana.
tohiny
Fidradradradrana: (dradradradra) a.: Fiantsoantsoana, filelalelana, fikiakiahana, figogogogoana, fijafaiafana.
tohiny
Fidradrahana: (dradraka) a.: Fiantsoantsoana mafy amimpahatairana noho ny fisehoan'ny loza iray tampoka.
tohiny
Fidraikoana: (draiko) a. : Fandehanana na famindrana mananosarotra, mijaikojaiko no-ho ny aretina na ny havizanana.…tohiny
Fidredridredrena: (dredridredry) a.: Fitaraindrainana, fitomanimaniana lava.
tohiny
Fidredroana: (dredro) a.: Fandokadokafana izaitsizy mba hahazoan-tsitraka, filana ranondranony.
tohiny
Fidridridridriana: (dridridridry) a.: Fitaraindrainana; famoahana feo maharitra hafahafa,
tohiny
Fidridrodridroana: (dridrodridro) a.: Fidilorana, famoahana feo mampangintsina ny nify sy ny sofina.
tohiny
Fidrikinana: (drikina) a.: Fanoherana mafy an-katezerana.
tohiny
Fidy: a.: Fakana izay tiana. - t.i.f.: Fidina, voafidy, nofinidy / mifidy, fifidy, mpifidy / ifidianana, fifidianana…tohiny
Fiedikedehana: (edikedika) a.: Fampisehoana fireharehana amin'ny fihetsika, famindra.
tohiny
Fiedikedika: (edikedika) a.: Toetran'ny olona miedikedika, izany hoe mihetsiketsika te-hampiseho tena ho zavatra,…tohiny
Fiedinedenana: (edinedina) a.: Fampisehoana f¢eharehana amin'ny fihetsiky ny vatana, fientanentan'ny fandeha sY ny…tohiny
Fiedinedina: (edinedina) a.: Toetran'ny olona miedinedina, izany hoe mampiseho fireharehana amin'ny fientanentan'ny…tohiny