Litera F
Fidarondaronana: (darondarona) a.: Fiavonavonana am-pitenenana, fidaodaom-bava.
tohiny
Fidasidasiana: (dasidasy) a.: Fandehanana sy famindrana milamina sy mihaminkamina, ka tsy mirotoroto fa maotona.
tohiny
Fidedadedana: (dedadeda) a.: Fanaovana rehi-be: Fidedadedan'ny afo. •Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: Fidedadedan'ny…tohiny
Fidedahana: (dedako) o,: Fisehoana ho mahay, manankarena; fampiderana haingo, harena, na fahaizana.
tohiny
Fidehandehanana: (dehandehana) a.: Famindrana somary mibehambehana sy miletaleta.
tohiny
Fideraderana: (deradera) a.: Fisehosehoana, fieboeboana,fireharehana.
tohiny
Fidibadibana: (dibadiba) a.: Fihenjanana sy fibontsinana noho ny hafenoan-drano na rivotra.
tohiny
Fidifihana: (difika) a.: Fipitihana.
tohiny
Fidihindihinana: (dihindihina) a.: Famindrana sy fihetsehana miandranandrana feno rehareha.
tohiny
Fidilorana: na Fidilotra (dilotra) a.: Fikasohana main oaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny…tohiny
Fidina: (fidy) mt.ih. (fidio): A-laina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina: Fidio izay…tohiny
Fidina: (idina) a: Fomban'ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny…tohiny
Fidinana: (idina) a.: Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin'ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny…tohiny
Fidindinana: (dindina) o.: Fangintsinam-peo ao anaty sofina na dia efa tsy misy heno intsony aza.
tohiny
Fidinginana: (dingina) a.: Fijoroana manondro lanitra: Fid inginan 'ny ram bon 'os y, 1 Fiakarana avo dia avo tampoka:…tohiny
Fidinihana: (dinika) a.: Fiarahana mihevitra.
tohiny