Litera F
Fibedehana: (bedika) a.: Fimonomononan-dava, fitenitenen?m-p oana.
tohiny
Fibedesana: (bedy) a.: Fananarana, faniniana lavareny.
tohiny
Fibedibedena: na Fibedibedesana (bedibedy) a,: Fimenomenonana miverimberina. • Fananarana na faniniana lavareny tsy…tohiny
Fibedika: (bedika) a.: Fouilla entina mibedika na mibedy, izany hoe miteniteny foana na mitezitra.
tohiny
Fibehambehanana: (behana) a.: Fisehoana ho makadiry na lehibe eo am-pijoroana na am-pandehanana; fanaovana fihetsika…tohiny
Fibelahana: (belaka) a.: Toetran'ny endrika na ny maso mibelaka.
tohiny
Fiberohana: (beroka) a.: Fitenenana teny tsy fantatra, miboredika.
tohiny
Fibetrohana: (betroka) a.: Fanehoana endrika vinitra sady toy ny hamono, fandrahonana.
tohiny
Fibibahana: (bibaka) a.: Fizihirana makadiry; fivontosan' ny fery mibinaka, ka mamoro-nana any anatiny any.
tohiny
Fibilahana: (bilaka) a.: Fahasfmban-javatra mahatonga azy ho vilana.
tohiny
Fibilaorana: (bilaotra) a.: Fihodivirana kely any amin'ny tsy tokony haleha.
tohiny
Fibiriohana: (birioka) a,: Fivilianana any amin'izay tsY izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana…tohiny
Fibisiohana: (bisioka) a.: Fiviliana lalana.
tohiny
Fibitahana: (bitika) a.: Fitsinjahan-kafaliana: Akory ny fibitahan 'ny ankizy nahita andrainy nitondra kilalao!…tohiny
Fibitsihana: (bitsika) o.: Fitenenana malemY dia malemy eo am-poto-tsofin'olona mba tsy handrenesan'olonkafa izay…tohiny
Fiboadaboadana: (boadaboada) a.: Fitenenana misafotofoto, fiboredidredehana.
tohiny
Fiboalaboalana: (boalaboala) a.: Fifanetena (ny hazo ao anaty kirihitrala),
tohiny