Litera F
Fatana: a.: Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana i nenibe fa mangatsiaka, hono.…tohiny
Fatiantoka: a.: Fahavoazana amin'ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy:…tohiny
Fatidra: (fatitra) a,: Fomba a-tao amin'ny alalan'ny fatitra ifampihinanan'ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana…tohiny
Fatipatika: (Ski) a.: Anaran-kazo misy tsilo sy hafotra me-na fanjairana rindrin-trano.
tohiny
Fatitra: a.: Fanakiahana kely ny hoditra amin-java-maranitra toi ny antsy ka mampivoa-dra kely. - F,-p,: Fati-bolo:…tohiny
Fatorana: (fatotra) mt.ih, (fatory): Fehezina: Fatory ireto boky ireto, ~ Gadrana: Nofatorana ireo mpangalatra…tohiny
Fatoriana: (tory) a.: Fahalatsahana ao anatin'ny torimaso: Nandritra ny fatorian'ny mpiam bina no nandosiron 'i.…tohiny
Fatory: (tory) a.: Fomba entina matory: Ratsy fatory ity zozo ity fa mitsivalam-pandry foana.
tohiny
Fatotra: a.: Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka losa, - t.i.f.: Fatorana, afatotra, voafatotra…tohiny
Fatotrahitra: a.: Ahitra mifamatopatotra ny raviny.
tohiny
Fatra: a.: Fomba ahafantarana ny haben'ny zavatra (rano na voan-javatra) amin'ny fanaovana azy ao anaty vata…tohiny
Fatra: a,: Habe, habetsahana, raha zavatra tay mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra:…tohiny
Fatrana: a.: Tany mazava afak'ala; hoak'ala. ? Ny toerana avoavo tafasaraka amin'ny ala ary kaohin'ny riaka.…tohiny